Mafy ny fiainana! Tsy antony hanaovana sorona ny tena anefa izany. Mahonena ny mahita ny fianakaviana nilaozana noho ny “fitiavan-tena”. Marina fa mijaly, saingy efa iarahan’ny olon-drehetra mizaka ny fahoriana. Iza no tsy mijaly ara-pitiavana fa mety manafina fotsiny. Jereo anie fa raha ny antontan’isa izao dia milaza indray fa […]
Indraimbava
Tsy fanovana fa fanovanana
Raha atao indray mitopy maso, toa mazava ny lalan-kizoran’ilay Madagasikara. Endrey izato firantirantiana any ivelany. Tena manambaka ireo firenen-kafa tsy mba nahitan’olana. Mahazo ny haja sy voninahitra, tsy misy toa izany, tena manao be ilay Tetezamita. Tsy mitavozavoza ry Ramiaramila isany. Manambaka ny mpitondra nandatsaham-bato tamin’ny fifidianana. Tena milamina […]
Mila hazavaina
Fikaonandoham-pirenena hoe? Inona marina dia rahoviana, Iza no mpikarakara dia inona no tanjona? Manitikitika ny sain’ny vahoaka madinika ihany ilay zava-miseho. Manomboka ny an-dry zareo mpitondra fivavahana. Izay tsy voafaritra mazava hoe vatsian’ny fanjakana vola ve? Satria raha ny fanambaran’ny kolonely, Filoham-panjakana raha vao nandray ny toerany izy dia […]
Fitakiana fitokiana
Tato ho ato, nahery vaika sy nisesisesy ny fitsikerana ny fitondrana. Amin’izany, mazava ny tenin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika fa tsy mivaona amin’ny fanavaozana ny fitondrana tarihiny. Eo ny fanomanana ny fikaonandoham-pirenena hanomboka amin’ny 3 jona. Toy izany koa ny fanomanana ny zotram-pifidianana, efa an-dalana amin’ny fanavaozana manontolo ny […]
Mandrefy fanjakana?
Hatraiza marina ny fahefam-panjakana eto Madagasikara? Mampametra-panontaniana ny mahakasika ny resaka teny anivon’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga, tato ato izay. Tena mijoro ho mpanohitra ny didim-panjakana navoakan’ilay fitondrana ny mpiasa. Tsy ekena ny minisitra « sinoa ». Izao nolavina indray ny sekretera jeneraly « gasy ». Inona no antony? Ny zava-misy […]




