Indraimbava

Mila fanazavana ny vahoaka

Nahoraka omaly, tamin’ny fitaovana fampitam-baovao fa misy an’izany andrana na « Essai clinique » mahakasika ny Mpox izany eto Madagasikara. Samy nitondra ny heviny sy ny fomba fiheverany azy ny olona. Tsy eny amin’ny hopitaly ihany fa hatrany anatin’ny fiarahamonina rehetra any dia nametra-panontaniana hoe: Inona indray re ity e? Ny […]

Tsy ampy paikady

  Anisan’ny vaovao nanaitra tamin’ity herinandro ity ny mahakasika ny hatsiaka mamirifiry eto an-dRenivohitra. Sambany no nisy mponina namonjy toby fandraisana ny sahirana, tsy nahazaka. Tena zava-doza, mila tsy ho zakan’ny aina tokoa ny toetry ny andro amin’izao fotoana. Tsy mahagaga raha maro ny mila vonjy sy tolo-tanana. Firenena tsy manana […]

Mahalasa saina

Tsy hita intsony ny ilazana ilay toe-javamisy eto amin’ny tanàna. Toa miverina ny fanjakan’i Baroa. Tsy arakaraka ny maha miaramila dimy lahy be no mitondra. Maika mahazo vahana ny tsy filaminana sy ny tsy fanarahan-dalàna. Mahavarina fa ny vahoaka indray no mametraka ny tiany hitondrana ny fiarahamonina. Fanavaozana amin’ny tsara […]

Mba fantatra antony…

  Ao anatina tabataba sy tebiteby ny fiarahamonina amin’izao? Zaza very atsy, ankizy tsy hita aroa… Eny, misy hatramina olon-dehibe aza. Hanao ahoana ihany? Tsy lavina, efa tena mandray andraikitra tandrify azy avy ny tomponandraiki-panjakana isan-tsehatra sy isan’ambaratonga: miandry fampitam-baovao malaky, mangataka tolo-tanana amin’ny fifarimbonana sy firaisankina. Mampihoron-koditra ny tarehimarika: […]

Tsy mila mpisolelaka

  Ny teo ihany tokoa no miverina amin’ny ankapobeny, eto Madagasikara. Iza no tsy nahatsiaro ny lahatenin’ny filoha Rajoelina Andry, efatra andro nialoha ny fionganany. Nahoraka ny siaka nataony tamin’ny mpanohana azy teny Iavoloha, nandritra ny fihaonambe ho an’ny tanora. Hentitra ny fiampangany ireo mpisolelaka ho rangory fototry afo amin’ny […]