kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Nalana tamin’i Lovatsara K. indray ny loka “mpamorona mendrika indrindra”, nandritra ny hetsika “Tana Design Week”. Nisy ny fanambarana nataon’ny komity mpikarakara, omaly, fa dika mitovy tamin’ny sanganasana mpamoron-damaody vahiny, Mitchelle Amadi, no nentin’i Lovatsara K. nifaninanana sy naranty teny Andafiavaratra, ny 12 hatramin’ny 18 jolay teo. Faran’izay fady ho […]

Compagnie Miangaly Théâtre: Holalaovina manontolo ny « La ferme »

Taorian’ny seho maro notanterahina tany amin’ny Nosy La Réunion, hotanterahina eto Madagasikara ny filalaovana manontolo ilay teatra « La ferme ». Fampisehoana hiarahana amin’ny Compa­gnie Miangaly Théâtre, hotanterahina eny amin’ny Espace culturel Kolomahaolona, Am­pi­tatafika, ny sabotsy 2 aogositra 2025, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. « La ferme » niarahan’i Bini Josoa sy Gad Bensalem […]

“Génération 2000”: Mandalo eto an-tanindrazana i Joy K

Nantsoina manokana. Nitana ny teny nomena, ka tonga eto an-tanindrazana, hanatontosa ilay seho “Génération 2000” i Joy K. Hiray sehatra amin’ireo indray nihira aminy izy mandritra izany. “Tena hoe hanenjika ity fampisehoana ity fotsiny aloha no handalovako amin’ity. Efa nampanantena aho tamin’ny taon-dasa fa hiezaka ny hiverina tsy ho ela”, […]

TARATRY ny KANTO

Hiray sehatra indray ny tarika Kiaka sy ny tarika Green. Manome fotoana ireo mpankafy ny « cabaret rock » izy ireo ny sabotsy 26 jolay izao, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, eny amin’ny Nomban­tsoa, By-Pass. Fiarahana efa ela no nisy ny an’ny tarika roa tonta, izay efa samy zokiny ao […]