Amin’ny ankapobeny, mbola ahenoina lesoka goavana be ny tontolon’ny kabary. Hita amin’ny fihetsiky ny mpikabary sasany. Heno amin’ny fomba famoahany fehezanteny fa manao tsianjery. « Miala fondro, miala salohy fito tompoko » ! Inona ny fondro ? Inona ny salohy fito ? Sady tsy hainy no tsy fantatr’ilay mpikabary ny heviny. « Ny fitiavana va re […]
kolon-tsaina
Ratsy fototra : Mitsingilaila ny Malagasy sy ny momba azy manontolo
Firenena tatsinanana ny Malagasy. Fatra-panaja ny momba azy… Fahiny, nisongadina tsara izany. Ankehitriny, miha marivo ny fototra hany ka mitsingevana avokoa ny fiarahamonina manontolo. Na tsy nanana sy tsy nahay nanoratra aza ny Malagasy. Nitoetra hatrany kosa ireo « vato namelan-kafatra ». Olona afaka niambina sy nitandrina ny fomba amam-panao, ny fady, […]
TARATRY ny KANTO
Tonga omaly, eto Madagasikara, i Tiakola. Hiatrika ny seho etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina izy, anio. Mialoha ny anjarany, hanokatra ny seho ireo tanora nandresy tamin’ny fifaninan-kira “Horizon”. Yetoon avy eto Antananarivo, Fab’s Brownz avy any Mahajanga ary i Muamar avy any Toamasina. Ireo hirany malaza rehetra no alahatr’ity vahiny […]
« Hadimiana Sandratra »: Hanehoana ny hakanton’ny teny malagasy
Nosokafana omaly ny «Hadimiana Sandratra». Hetsika iray karakarain’ny Faribolana Sandratra, entina mampitia sy maneho ny hakanton’ny teny malagasy izy ity. Araka ny anarany, anatin’ny 5 andro no hanaovana izany, ao amin’ny Tranombokim-pirenena, Efitrano Dox. “Ny teny malagasy no akora hoenti-mampandroso. Manana ny fanahiny ity teny malagasintsika ity, ary na hatrany […]
Hira sy finoana : Hitety faritra ny tarika Salve
Manabe voho ny finoana katolika amin’ny alalan’ny mozika. Tarika Salve, hanatanteraka fitetezam-paritra, manomboka amin’ity volana jona ity. Ny 22 jona izao, ao amin’ny fiangonana Md Augustin, Ambatondrazaka (distrikan’Amparafaravola). Hitohy ny 15 jolay hatramin’ny 15 aogositra ny fitetezana ireo fiangonana ao amin’io distrika io, izay hosantarina any Ambaiboho. Eo amin’ny 20 […]




