Miroso ny asa. Arahina isan’ambaratonga ireo takina rehetra, hampidirana ny Eglizy Katolika ao Ambodifotatra, Sainte Marie, ho harembakoka iraisan’izao tontolo izao an’ny Unesco. Efa betsaka ny vita, saingy mbola misimisy ny dingana miandry. Mitohy hatrany ny tetikasa ho fanoratana ny Eglizy Katolika voalohany teto Madagasikara, ho ao anatiny lisitry ny […]
kolon-tsaina
Hampivoatra ny kolontsaina: Mila hampanjakaina ny fifanakalozana
Anisan’ny hisongadina mandritra ity volana jona ity ihany koa ny fanehoana ireo kolontsaina maro misy eto Madagasikara. Fotoana ahafahana manararaotra ny hanatevenana ny fifanakalozana eo amin’ny samy Malagasy sy eo amin’ny samy mpanakanto na mpikirakira zavakanto izany. Io matetika no tsy ampy ka tsy mampivelatra ny zavakanto eto an-toerana. Mihidy […]
TARATRY ny KANTO
Norombahin’i Suchata Chuangsri, tovovavy mpifaninana avy any Thaïlande, ny anaram-boninahitra «Miss Monde 2025». Izy izany no tsara tarehy sy tsara bika ary nahafeno ny fepetra rehetra notakin’ny fifaninanana. 22 taona izy, efa nahazo loka maro teo amin’ ny tontolon’ny hatsaram-bika sy endrika tamina fifaninanana notontosaina tao amin’ny tanindrazany. Mitombo andro […]
« Play lisitra » : Mivelatra hatrany ny rap
Ny faran’ny herinandro teo, notontosaina tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina-Zone P2 ilay fampisehoana «Play lisitra». Tanora maro no voasariky ny mozika rap. Malalaka rahateo ny toerana. Endrika iray maneho fa mivelatra hatrany ity zavakanto sy kolontsaina iray ity. Nahatazanana izany, teny an-toerana ihany koa, ny fisian’ny fiarahana teo amin’ny samy […]
Volana jona : Omena aina indray ny teny malagasy
Nigadona ny volana jona. Efa zary nahazatra ny Malagasy, indrindra ireo mpandala sy mpikolo ny teny malagasy, ny manao ezaka manokana ho fampitiavana izany teny izany. Maro ireo manao hetsika mifanentana amin’izany… Amin’ireo fikambanana na vondrona samy hafa, miaro sy manandratra ny teny malagasy. Tao ny nanomboka, omaly, avy hatrany […]




