Tanterahina any Alzeria, nanomboka omaly, haharitra hatramin’ny 10 septambra izao, ny “Forum Mini-basket” eto Afrika. Fiofanana natokana ho an’ny tontolon’ny basikety ho an’ny Ankizy, hivondronan’ireo mpisehatra amin’ity taranja ity. Manana Kaomisionina mahakasika izany i Madagasikara, ary manana solontena miatrika izany koa any an-toerana. Hotanterahina ny 12 oktobra izao, ao amin’ny […]
Taratra
Judo-Vétérans : Tanjona ny hamiratra amin’ny “Mondial”
Tonga teto an-tanindrazana, ny alatsinainy teo, ny Malagasy delegasionina niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Judo, sokajy Vétérans. Vokatra tsara no nentin’izy ireo niverina avy any Maorisy ary mbola maniry ny handray anjara sy haka fandresena hatrany, amin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany hatao any Paris, amin’ity taona ity. Tsiahivina, […]
Hazakazaka am-bisikileta: Hiatrika ny tompondaka maneran-tany i Houlder Amédé
Hanana solontena amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja bisikileta i Madagasikara. Ilay Malagasy, Amédé Houlder, no hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany. I Amédé Houlder Mohamed no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny hazakazaka am-bisikileta, izay hotontosaina any Kigali, Rwanda, ny 21 hatramin’ny 28 septambra […]
Fanajana ny zon’ny ankizy: Mila ezaka goavana ny fampiharana ho an’ny eto Madagasikara
Mampihoron-koditra ny trangan-javatra mahazo ny ankizy malagasy eto amintsika. Tsy voahaja sy goragora ny fanaraha-maso, indrindra ny fampiharana ny fanajana ny zon’ izy ireo. Tranga hita eny anivon’ny fianakaviana sy fiarahamonina. Mirongatra eo anivon’ny fianakaviana na havana mifanakaiky ny fanolanana ankizivavy zanaky ny havany akaiky. Matetika ny dadatoa, dadabe, dadafara, […]
VAOVAO TAMBATRA
Nitombo ho adiny 4 ora sy sasany ny faharetan’ny delestazy eto an-dRenivohitra, nanomboka omaly talata 9 septambra. Naharitra adiny 4 ora mantsy izany teo aloha, ary adiny 3 ora talohany. Azo antoka fa mbola hihamafy izany atsy aoriana kely, izay fotoana vao hanombohan’ny maintany izao. Mitohy ny asa fanamboarana ny […]




