Fantatra avokoa ireo ekipa efatra hiatrika ny dingana manasa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina (Chan 2025). Hifandona amin’izany ny Barea de Madagascar sy ny Faucon de Jediane-n’i Soudan ary adin’ny samy liona kosa ny ilany hifanandrinan’ny Lion de l’Atlas Maroc sy Lion […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Mandray andraikitra manoloana ny asa sosialy. Hiavaka ny fiofanana tselatra hampanaovin’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma maneran-tany). Hiompana amin’ny lohahevitra «Mpikabary salama sy tomady, antoky ny teny malagasy», ny fampianarana. Hampiofana amin’izany ny Dr. Josso Tiana Tahiriniaina Angelos, tonia misahana ny fampiofanana ny maha olona ao amin’ny Foibe Fi.Mpi.Ma maneran-tany. […]
Seho tao Antsahamanitra : Nahatanteraka fanamby i Melky sy i Firmin
…«20 taona sahady izay… Tonga hanolotra zavatra tsara be ho anareo izahay…», hoy i Firmin, andro vitsivitsy nialoha ny fampisehoana niarahany tamin’i Melky, notontosaina tao Antsahamanitra, omaly tolakandro. Samy nanolotra ny tsara indrindra tany aminy ireto mpanakanto ireto. Tsikaritra avy hatrany fa tsara fanomanana sy famerenana i Melky sy i […]
Fampianarana zavakanto : Mila ampitoviana ny tadindokanga
Mampianatra manao sary, atsy. Mampianatra mitendry na mitsoka zavamaneno, aroa… Samy mandroritra izay heveriny fa mety. Misy milaza fa ao anatin’ny hateloana, mahay mitendry feon-kira iray. Ny hafa manambara fa «intelo mianatra ihany ny mpianatra ato aminay dia mahay ny fototra fanaovana hosodoko». Ampahana endrika fampianarana zavakanto misy eto Madagasikara […]
Tarika Ny Voanio 60 taona: Nifamatotra akaiky ny mpijery sy ny teny an-tsehatra
Nafana ny teny an-tsehatra… Nafana nanaraka izany ihany koa ny mpijery. Nandihy ny teny an-tsehatra… Nanetsika ny vatany sy ny tanany ary ny tongony moramora ihany koa ny iray efitrano… Nanolotra ny kanto ny tarika Ny Voanio… Tafiditra ao anatin’ireo fampisehoana hoenti-manamarika ny faha-60 taona. Nanatanteraka seho miavaka tao amin’ny […]




