Taratra

25 taona an-tsehatra : Hisedra indray ny Lapan’ny fanatanjahantena i Tovo J’Hay

Nanaraka hatrany ve ireo mpankafy? Ho voavaly izay aorian’ny seho goavana homanin’i Tovo J’Hay. Ny azo antoka aloha, mbola tena milomano anatin’ny mozika izy. Ny taona 2009 no niaka-tsehatra irery farany tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina i Tovo J’Hay. Toy ny vao omaly ho an’ireo tena mpankafy, na dia efa […]

Menaka, Jirama, fahapoizinana… : Mitaky ny fahamarinana ny KFM/Cnoe

Zo fototra ny vaovao marina, fototry ny demokrasia sy ny fampandrosoana ny firenena, araka ny fanambarana ny eo anivon’ny KMF/Cnoe, ma­noloana ny olana sosialy eto amin’ny firenena. Lohatenin’ izany “Noana fahamarinana ny olom-pirenena”. Nam­baran’izy ireo fa mahasoa ny mpitondra fanjakana sy ny firenena ny famakiana batsilana ny zava-misy marina, mba […]

Faly ny mifamono

  Tena mahavariana isika Malagasy ireto ! Hita taratra fa tsy miray hina ho amin’ny tsara intsony. Mibirioka ho any amin’ny fifamonoana faobe mihitsy. Ny tena zava-doza, ny samy madinika ihany no mifamotika. Tena tsy misy indrafo fa manao izay tiana atao na hahafaty ny hafa aza. Manao antsirambina ilay […]

Ranomasimbe Indianina: Mampitovy tadindokanga ny ben’ny Tanàna AVCOI

Mampitovy fomba fijery ny ben’ny Tanàna aty amin’ny Ranomasimbe Indianina. Resy lahatra izy ireo fa avy ifotony no hiaingan’ny tena fampandrosoana. Ny olana amin’ny hetra sy fampidiram-bola, ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetr’andro, ny fahaiza-mitantana sy ny miralenta… Ireo no iraisan’ny eo anivon’ny Fikambanan’ny ben’ny Ta­nàna an-tanàn-dehibe sy ny ny vondrombahoakam-paritra aty […]

VAOVAO TAMBATRA

Misanda 5 125 Ar ny 1 euro, omaly 8 jolay, araka ny fampahalalam-baovao avy amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Nisy fihenany io lanjany io raha oharina ny 7 jolay, izay 5 147 Ar. Nitombo kosa ny lanjan’ny dolara, satria 4 409 Ar ny 1 dolara raha 4 407, ny 7 jolay. Ampiasaina hividianana solika […]