Ny boky loharanom-pahalalana. Ho fanohizana ny ezaka efa natomboka ela amin’ny fampiroboroboana ny vakiboky eto Madagasikara, nisy ny antso natao tamin’ireo mety ho mpiara-miombon’antoka. Nivaly sahady izany, satria tonga eto Madagasikara, ny solontenan’ny Association pour la promotion des initiatives citoyennes na ny Apic, miaraka amin’ny Médiathèque avy ao amin’ny kaominina […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Miantso ireo manan-talenta ao Antsirabe ny « Fest’Iray », na ny « Festival de l’écologie ». Hisy ny « casting » hitiliana ireo mpanakanto handray anjara, izay hotontosaina ny 21 sy 22 jona izao, ao amin’ny Alliance Française Antsirabe. Misokatra ho an’ireo mpanao mozika, vakodrazana, sary hosodoko, dihy, sns, izany. Nivoaka ny datin’ny « Manal’Azy vita bacc ». […]
Fiverenana amin’ny fototra: Lasa mpitsabo avokoa ny Malagasy
Marina, tsy mba nampiasa fanafody na ody nandalo labôratoara na toeram-panandramana ny Malagasy. Nahafehy tranga maro momba ny fitsaboana kosa izy noho ny fananany zavaboahary maro sy traikefa nifandimby. Mbola misy rahateo ireo mahatazona izany, satria, nanana raiamandreny sy vatonamelankafatra hendry sy nahavita adidy. Ankehitriny, lasa mpitsabo avokoa ny Malagasy, […]
Fetim-pirenena fahiny : Nomen-danja ny kolontsaina malagasy
26 jona 1960, nanomboka teo ny lanonana ho famalifaliana ny Malagasy. Mbola ny vahiny no nandrindra ny hetsika tamin’ny ankapobeny. Na izany aza, nomen-danja ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy. 26 jona 1960, noho ny lamina nifanarahan’ireo firenena lehibe mpanjanaka. Naverin’ny Frantsay tamin’i Madagasikara ny fahaleovantena efa nananany teo aloha. […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny ampahavalon-dalana, anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, ho an’ny Sokajy N1B. Fifaninanana tanterahina any Fianarantsoa, nanomboka ny faran’ny herinandro teo. Anisan’ny hifandona ny JCBA sy ny ASLFA, eo amin’ny sokajy vehivavy. Misolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja “Gymnastique Rythmique”, Rakotonirina […]




