Voajanahary ny talenta. Samy manana azy io avokoa ny olombelona rehetra, raha ny nambaran’ ireo mpahay momba ny zavapanahy. Mety hitondra irery any amin’ny fivelarana ve izy io ? Manao ahoana ny fianarana manoloana ny talenta ? Mila fantarina sy kolokoloina ny fananana talenta raha te ahita fivoarana sy fivelarana […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Mbola lany fanindroany ho filoha lefitry ny Federasionina iraisam-pirenena, taranja judo indray, Randrianasoloniaiko Siteny. Fifidianana notanterahina tany Budapest, ny alarobia lasa teo, nandritra ny “Congrès ordinaire ” teo anivon’ny IJF. Niatrika izany ihany koa ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny judo, i Said Eric Bruno. Hotanterahina ny 12 hatramin’ny 20 jolay izao, […]
Tenisy – Mada 2026: Hotanterahina ny volana aogositra
Raha tsy misy ny fiovana, hatao amin’ny volana aogositra ny fifaninanam-pirenena amin’ny taranja tenisy. Fihaonana karakarain’ny Federasionina malagasin’ny tenisy (FMT). Hampiantrano izany ny ligin’Antananarivo. Hizara roa miavaka tsara ity fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara ity. Hisantatra izany ny sokajy Junior sy ny Vétérans. Hatao ny 6 ka hatramin’ny 10 aogositra […]
Kick-boxing-“Combat Avenir”: Hiditra amin’ny “chapitre V”
Hotanterahina ny 22 jona izao, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny “Chapitre V” amin’ny fifaninanana “Combat Avenir”, taranja Kick-boxing. Fifaninanana karakarain’ny Lion Force izay efa ahafantarana azy hatramin’izay. Tanjona ny hanome lanja ny taninketsa amin’ny maha “Avenir” ny fifaninanana, kanefa hisy ihany koa ny fandraisana anjaran’ny ekipa nasionaly mandritra io […]
famaranana ny Cosafa 2025 : Hiady ny tapakila i Angola sy i Madagasikara
Hifantoka any Afrika Atsimo ny sain’ny Malagasy mpankafy baolina kitra. Hiakatra an-tsehatra anio indray ny Barea de Madagascar, hiatrika ny manasa-dalana izy ireo. Hotanterahina anio, ao Afrika Atsimo, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika aty amin’ny faritra Atsimo, “Cosafa 2025”. Anisan’ny fifanandrinana andrasan’ny maro amin’izany ny fihaonan’ny Barea […]




