Notontosaina tany Mahajanga, ny 13 – 15 aogositra lasa teo, ny « Rallye du Boeny ». Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Fifaninanana nokarakarain’ny klioba Go Janga. Nanjaka tokana sady nanampatra ny heriny ny klioba Asacm, satria izy ireo avokoa no nahazo ny toerana dimy voalohany. Nandrombaka ny fandresena i […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Klioba iray manana solontena amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, ho an’ny vehivavy sy lehilahy, ny Disciples FC. Ho an’ny lehilahy, tafita hiatrika ny dingana faharoa, diviziona faharoa D2 nasionaly, ny Disciples Espoir Analamanga. Eo amin’ny vehivavy indray, miakatra amin’ny dingana manaraka ny DFC Vakinankaratra. Voahosotra ho […]
Afrobasket U18 : Nitondra amboara roa nody ny Ankoay
“ Fankasitrahana!” Tsy nody tamin’ny tanam-polo ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, nandritra ny “Afrobasket U18” izay notontosaina tany Côte d’Ivoire, tamin’ity volana ity, na dia nihintsana teo amin’ny ampahefa-dalana aza. Nahazo ny amboaran’ny “Fair Play”, noho ny fahaizany mifaninana tsara ny Ankoay. Teo amin’ny amboara ho an’ny mpilalao tsirairay kosa, nahazo […]
“Coupe des Champions” : Hifampitsapa indroa miantoana ny FC Rouge sy ny CFFA
Mialoha ny handehanan’ireo solontena roa ho any Afrika, hanatanteraka lalao mandroso sy miverina, eo amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, amin’ity volana aogositra ity, ny FC Rouge, tompon’ny amboaran’i Madagasikara sy ny CFFA, tompondakan’i Madagasikara. Ho fanohanana sy hanomanana tsara ny fifaninanana afrikanina, “Ligue des Champions Caf” sy ny “Coupe de la […]
« Dinan’ny Anôsy Miray » : Tafapetraka ao Amboasary Atsimo
Nitsidika ny distrikan’ Amboasary Atsimo ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Razafitombo Mamitiana Ely, ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Managna Monira ary ny minisitra Delege misahana ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Bama Marima. Nifantoka tamin’ireo laharam-pahamehana momba ny fiainan’ny vahoaka sy ny fampandrosoana ao an-toerana ny fitsidihana. Anisan’izany ny fanamafisana ny […]





