Hatao anio any Durban, Afrika Atsimo, ny fihaonana an-tampony faha-46 an’ireo filoha eo anivon’ny Sadc, raha teto Madagasikara ny faha-45, aogositra 2025. Hitarika izany ny filohan’i Afrika Atsimo, i M. Cyril Ramaphosa. Lohahevitra ny hoe: « Indostrializasionina mahazaka sedra sy maharitra ary tsy manavaka amin’ny fampandrosoana ny fotodrafitrasa sy ny fanovana […]
Taratra
Toe-tsaina sy zava-misy
Mandela ny fotoana… Mby aiza ho aiza ny hoe fanavaozana? Ny vahoaka no mahatsapa izay iainany: efa misy fiovana sy fihavaozana? Eo ny tsy fandriampahalemana, manampy trotraka ny fahaverezana sy fahafatesana olona etsy sy eroa. Eo koa, ohatra, ny fiatrehana ny vidim-piainana. Miara-dalana amin’izany ny tsy fisian’asa, ny ady […]
Filoha Randrianirina Michaël : “Tsy misy faritra na firenena handroso ao anaty fifanenjehana”
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny FLM Ambovombe Androy, ny fametrahana fihavanana teo amin’ny filohan’ny Fanavaozana sy ny solombavambahoakan’Ambovombe. Nametra-pihavanana tamin’ny Solombavambahoakan’Ambovombe, Milavonjy Andriasy Philobert, ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kolonely Randrianirina Michaël. Nisy ny fotoam-pivavahana nisaorana an’Andriamanitra noho ny fiverenan’ny fihavanana teo amin’izy ireo, natao tao amin’ny […]
Baolina kitra vehivavy: Misongadina ny Cosfa FC
Tapitra ny sabotsy lasa teo, ny dingana voalohany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra vehivavy. Anisan’ireo, tafita amin’ny fihodinana faharoa ny ekipan’ny Cosfa Football Club, solontenan’ny ligin’Analamanga nilalao tany amin’ny kianja Tsiroanomandidy. Misongadina ity ekipan’ny miaramila ity satria anisan’ireo zandriny indrindra izay vao 10 volana monja […]
Tennis – Mada “1ère série” : Lasan’ i Tsantaniony sy i Nicolas
Tontosa ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny kianja Acsa Ambohidahy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy, sokajy rehetra. Anisan’ny fihaonana nandrasan’ny maro ny teo amin’ny sokajy “1ère série”, lahy sy vavy. Nisongadina i Tsantaniony Iariniaina sy Raharivony Nicolas izay samy mpilalaon’Analamanga. Teo amin’ny vehivavy, lavony teo amin’ny famaranana, […]





