Nidina avy hatrany teny amin’i Bazary Kely Toamasina izay hotohoton’ny afo ny iraky ny fanjakana nitondra fanampiana sy nankahery ireo traboina. Entina hanarenana haingana ny asa fiveloman’izy ireo andavanandro ny fanampiana nentina. Nahitana tafo fanitso 7 240 isa, simenitra 100 kitapo, hazo lehibe sy hazo fisaka 16 912 isa, fantsika […]
Taratra
Ady amin’ny VIH/Sida: Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ny solombavambahoaka
Ilaina ny haitaky amin’ny fandresen-dahatra hampiakarana ny tetibola ho an’ny SDSR. Ireo solombavambahoaka no hanao ny adisisika hampitomboana izany tetibola izany ka nizarana paikady. Natao ny herinandro teo ny atrikasa fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo solombavambahoaka momba ny ady amin’ny VIH/Sida. Teo koa ny haitaky ho fampitomboana ny tetibola natokana ho an’ny […]
TARATRY ny KANTO
« Grand hommage « Om-Gui ». Fampisehoana hotanterahin’ny tarika Ny Ainga, ao Antsahamanitra ny alahady 16 aogositra izao. Hanotrona eny an-toerana i Zooky Doda sy Tantely Ny Feo, izay samy efa tao anatin’ity tarika manana ny mampiavaka azy ity. « Tsiaro 10 taona an’i Om-Gui ». Ireo hira rehetra namantarana ny tarika no ezahina haverina […]
« Jazz Kids » : Manana mpandimby ny mpilalao jazz
« Tsara… Mahay ireto ankizy ireto… Afa-po izahay… »… Anisan’ny feo heno tetsy amin’ny Tranompokonolona Analakely, omaly, ireo. Raha aravona ho iray, manana mpandimby azo antoka ny mpilalao jazz eto Madagasikara. Mbola antenaina aza ny hivelaran’ny talentan’ireto ankizy ireto any aoriana. Nanamafy izany ny nambaran’ireo vahiny tonga teny an-toerana : « ho firenena ipoiran’ny […]
« Festival Sômaroho! » : Efa anaty lanonambe i Nosy Be
Tontosa, omaly, ilay “carnaval” mampiavaka an’i Nosy Be. Mariky ny fanombohan’ny “Festival Sômaroho!” izy io, izay tena hataon’ireo mpandray anjara amin’ny fony tanteraka hatramin’izay. Angamba ny “carnaval” ao Nosy Be no maresaka sy hahitana karazan-tseho an-dalambe maro indrindra, ary mbola nitombo izany, omaly. Misy fifaninanana rahateo eo amin’ireo tropy mandray […]





