Taratra

ACM : Nampiditra mpiasa tafahoatra teo aloha

Anisan’ny antony hanadihadian’ny Bianco ireo mpiasa sasany ao amin’ny Anto­kon­draharaha misahana ny fitaterana ana habakabaka sivily (ACM) ny lafiny fampidirana mpiasa. Raha ny fanazavan’ny minisitry ny Fitaterana (MTM), Andrianavalona Heri­zo, tao amin’ny televiziona tsy miankina iray, manodidina ny 150 ny isan’ny mpiasa tao amin’ny ACM hatramin’izay. Nampiditra mpiasa vaovao efa […]

Ady amin’ny valala: Ampiasaina ny niomerika

Niofana nandritra ny 3 andro ireo lehiben’ny tobim-paritra famonoana valala ao amin’ny Ivontoerana Famonoana valala eto Madagasikara (IFVM). Notanterahina tany Mitsinjo Betanimena, Toliara, izany. Tanjona ny hanamafisana sy hampitomboana ny traikefan’izy ireo sy hahazoana fahalalana bebe kokoa, manampy ny efa ananany. Hampita sy hizara ny fahalalana norantoviny amin’ireo ekipa teknika […]

Atsimo Andrefana : Nizarana jiro ny tokantrano miisa 70 000

Nizarana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny mponina any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa « Mazava » izany. Faritra midadasika indrindra eto Madagasikara ny ao Atsimo Andrefana. Ambany dia ambany ihany ny tahan’ny fisitrahan’ny mponina sy ny tokantrano herinaratra. Izay no anisan’ny antony nanaovana ny tetikasa “Ma­zava”. Natomboka tany […]

FANTINA sy FINTINA

Any Taolagnaro, hatry ny omaly ny filoha teo aloha, Ravalomanana sy ny zanany, Ravalomanana Tojo ary ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randriama­sinoro Rina. Nanentana ny vahoaka hisoratra anarana amin’ny lisi-pifidianana ny diany any an-toerana, ankoatra ny fihaonana amin’ireo mpikatroka eo anivon’ny antoko. Hatao manetriketrika eny Iavoloha ny fanolorana ny tatitra ofisialy […]

Toe-draharaham-pirenena: Manomboka velon’ahiahy ireo Gen Z

Manomboka maneho hevitra sy miseho indray ireo tanora amin’izao faherintaon’ny 25 septambra izao. Tsy azoazon’izy ireo ny zava-mitranga sasany eto amin’ny firenena. Anisan’ny naneho hevitra ny eo anivon’ny Fikambanan’ny tanora any Fianarantsoa, tamin’ny alalan’ny filohany, Bekamisy Theodore. Nohitsi­ny fa tena tokony havahana ny vary amin’ny tsiparifary amin’ireo akaiky na ireo […]