Zava-doza! Namoy ny ainy, may tao an-tranony teny Sabotsy Namehana, omaly maraina ny lehilahy iray. Niara-maty kilan’ny afo teny Antsakaviro kosa ny mpivady, afakomaly alina. Namoy ny ainy, may kilan’ny afo tao an-tranony eny Ambohinaorina, kaominina Sabotsy Namehana, omaly maraina, ny lehilahy iray. Monina efa an-taonany maro anaty trano hazo […]
Taratra
Basikety U23 – Fiba 3 x 3, World Cup: Nandresy an’i Tonga fa resin’i Espagne ny Ankoay
Nitohy omaly, tao amin’ny Kianja Wuhan Shi, Hubei Chine, ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany eo amin’ny taranja basikety lalaovin’olona 3 na “Fiba 3 X 3 World Cup”, sokajy U23. Izay vao nahazo fandresena ny Ankoay, vehivavy, ho an’ny sokajy “C”. Nandresy an’i Tonga tamin’ny isa 21 no […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina anio, any Côte d’Ivoire, ny fihaonan’i Madagasikara sy Nigeria, taranja handball. Lalao tafiditra anatin’ny andro fahatelo, fifanintsanana isam-bondrona ho an’ny sokajy “B”, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadets”. Tsiahivina fa hiaro voninahitra sisa ny Malagasy amin’io lalao io fa tsy ho tafakatra intsony. Hotanterahina ny 25 septambra […]
« Olympiades d’Echecs » : Nandresy an’i Curacao ny sokajy vehivavy
Nitohy omaly, tany Samarcande Ouzbekistan, ny andiany faha-46 amin’ny «Olympiades», taranja lalaon-tsaina Echec. Taorian’ny fandresen’i Serbia, 4 no ho 0, an’i Madagasikara nandritra ny «Round 1», natao ny talata lasa teo, niharina tamin’ny fahavoazany ny Malagasy. Lavon’izy ireo tamin’ny fandresena 4 no ho 0 ny ekipam-pirenen’i Curacao ho an’ny «Round […]
Fifanintsanana Can 2027 : Resy lahatra amin’ny Barea i Zacharie Boucher
Nantsoina hanatevina ny Barea i Zacharie Boucher, mpiandry harato, saingy nanda ny taona 2018. Valo taona aty aoriana, nanaiky ny handrafitra ny ekipa nasionaly malagasy izy rehefa nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, omaly ny mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy, na ny Barea. Toy ny mahazatra, tamin’ny alalan’ny […]




