« Tanteraka ny fanamby! » Tafita ao amin’ny vondrona fahefatra amin’ny fifanintsanana Davis Cup aty amin’ny faritr’i Afrika ny ekipam-pirenena malagasy. Nahazoan’izy ireo izany ny fandresena, tamin’ny isa 2 no ho 1, ny ekipa nasionalin’i Gabon. Raha hiverenana kely ny fifanandrinan’ny roa tonta, somary sahirana teo amin’ny fihaonana voalohany ny Malagasy, rehefa […]
Taratra
Baolina kitra – “Yas Coupe 2026”: Solontenan’i Madagasikara ho any Afrika ny FC Rouge
Fantatra fa ny ekipan’ny FC Rouge no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ireo klioba. Resin’izy ireo tamin’ny famaranana ny ekipan’ny AS Ste Anne. Ny ekipan’ny FC Rouge izany no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, “Coupe de la confédération Caf […]
Tarika ‘Zay 30 taona : Seho nitobahan’ny fihetseham-po
30 taona nivoizana hira mampihetsi-po. Faharoa, seho lehibe anisan’ny nanamarika ny tsiahy ho an’i Nary. Fahatelo, saika niverenana avokoa ireo hira nanoratra tantara ho an’ny mpijery. 30 taona nahitana ny mangidy sy ny mamy. Ny ratsy sy ny tsara ny tarika ‘Zay. Vao mainka nanamafy io fitobahan’ny fihetseham-po io ny […]
« Revirevy mody masoandro » : Ireo mampiray no nozaraina maro
Mahaleo, Lolo sy ny tariny ary Samoëla. Tamin’ny ankapobeny, ny mampiray ireo tarika ireo no nozaraina maro indrindra teny amin’ny ankalamanjanan’ny CCI Ivato, omaly, nandritra ny fampisehoana « Revirevy mody masoandro ». Anisan’ireny ny feon-gitara, tononkira mampita hafatra goavana be, revy… Nohamaroina ireo hira nohiraina niaraka. Nampanantena revy milay i […]
Rehefa ela tsy nifankahita… Nifamaly fitia Ny Railovy sy ny mpijery
Taona maromaro no tsy nahitana ny tarika Ny Railovy teny an-tsehatra. Omaly, nifampizara fitiavana izy ireo sy ny mpijery. Nampihetsi-po ny seho. Andaniny, « afaka hetaheta » ny mpijery. Ankilany, nahazo antoka ny tarika Ny Railovy fa mbola tena manana ny maha izy azy ireo hira noforonina tany amin’ ny […]





