Taratra

Antenimierampirenena : Hanomboka anio ny fivoriana tsy ara-potoana

Araka ny didim-panjakana 2026-2155, hivory tsy ara-potoana ny Antenimieram­pirenena hanomboka anio, eny Tsimbazaza. Miisa 17 ireo volavolan-dalàna hodinihina. Anisan’izany, ohatra, ny volavolan-dalàna 002/2026 tamin’ ny 15 janoary 2026, anaovana ny sata fiarovana ny fizaka-manana ara-indostrialy eto Madagasikara. Eo koa ny volavolan-dalàna 018/2026 tamin’ny 2 jona 2026, anomezan-dalana ny fankatoavana ny […]

Vanim-potoana hisainana lalina

  Tsy araka ny ambana, niravona ny olana mahakasika ny fiantsonan’ny fiara fitaterana mankany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Nilefitra ny mpitokona! Samy nifindra eny Amoronakona. Izay ilay hoe ny isavorovoroan-kilantoana. Vahoaka efa tsy tia korontana rahateo ny Malagasy amin’izao fotoana izao. Mila fitoniana sy mila seha-pihariana milamina. Iaraha-miaina rahateo ny […]

Andrianirina Fetison ; « Fiandohan’ny fanovana ny 25 septambra »

Naneho ny heviny manoloana ny toe-draharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sy ny sosialy (RDS), Rakoto Andrianirina Fetison. «Tsy krizy iray hafa fotsiny ny 25 septambra 2025 fa tena fiandohan’ny fanovana maharitra », hoy izy. Nam­barany fa tsy tokony ho fiovan’ny mpitondra fotsiny izany. Tokony hiafara amin’ny fitondrana […]

TSELATRA

Lehilahy tratra namaky trano teny Fenoa­rivo, distrikan’Atsimondrano, afakomaly. Sarona teny aminy ny entana avy nangalariny, toy ny fitaovana fanamafisam-peo. Natao famotorana, nilaza ho avy eny Namon­tana ity lehilahy ity, saingy nisa­fidy hanao ny asa ratsiny teny Fenoarivo. Notanana am-ponja, omaly, ilay lehilahy nahatrarana vola sandoka an-tapitrisany tao amin’ ny kaominina […]

Tovolahy roa natao ombay mitady: Samy hita faty tao amin’ny reniranon’Ikopa

Samy hita faty tetsy amin’ ny reniranon’Ikopa, Tanjom­bato, ny vatana mangatsia­kan’ireo tovolahy roa antsoina hoe Tahiry (22 taona) sy Tia­vina (25 taona). Tsy hita ny zoma hariva ireto zanak’olom-pirahavavy ireto ary natao ombay mitady nanomboka ny sabotsy teo. Hita faty ny talata hariva tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany […]