Faharesena indroa no nisantaran’ny Ankoay ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja basikety lalaovina olona telo, sokajy U23, vehivavy. Faharesena tsy niady ny iray tamin’izany. Noho ny tsy fahatongavana ara-potoana ny anton’izany. Mbola hiatrika lalao roa hafa izy ireo, rahampitso alakamisy. Ratsy fiditra ny Ankoay teo amin’ny fiadiana ny ho […]
Taratra
Oniversiten’i Fianarantsoa : Miofana any Etazonia ny mpitarika
Voafantina handray anjara amin’ny International Visitor Leadership Program (IVLP), hifantoka amin’ny fiaraha-miasa stratejika amin’ny oniversite any Etazonia, i Hajalalaina Aimé Richard, filohan’ny oniversiten’i Fianarantsoa. Hitsidika oniversite maro ao anatin’ny telo herinandro ny tenany, toy ny any Washington D.C Baltimore, Maryland; Kalamazoo, Michigan; East Lansing, Michigan; Iowa City, Iowa ary New […]
Vatsin’ankohonana sy Fiavota ao Vohipeno: 3 000 ireo mpisitraka lasa mpandray andraikitra
Fanamafisana ny fidiram-bola sy ny faharetan’ireo ankohonana marefo ao Vohipeno ny tetikasan’ny fanjakana Vatsin’ankohonana, izay arindran’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina ary tanterahin’ny Fid, tohanan’ny Banky iraisam-pirenena ara-bola. Mikendry ny hanatsara ny fari-piainan’ny mponina, hampitombo ny fidiram-bola ary hanamafy ny fahafahan’ireo ankohonana miatrika ireo loza sy krizy mety hitranga ny […]
Fiatrehana ny loza voajanahary : Firenena efatra maka traikefa eto Madagasikara
Notanterahina teny Ivandry, omaly, ny atrikasa fifanakalozana traikefa miaraka amin’ny firenena efatra ahitana an’i Zambie, Malawi, Burundi, Seychelles ary isika mpampiantrano amin’ny alalan’ny BNGRC Hizara traikefa momba ny fitantanana ny «Programme repair» iarahana amin’ny Banky iraisam-pirenena, ny mpivory. Drafitra iray hoentina miatrika ny loza voajanahary izany, izay misy famatsiam-bola. «Miantefa amin’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy azo ekena ny gaboraraka eny amin’ny toby Amoronakona fa tsy toy ny teny amin’ny Fasan’ny Karana. Nohamafisin’ny minisiteran’ny Fitaterana, omaly, fa ho hentitra ny fanaraha-maso sy ny fiarovana. Tsy azo asiana mpivarotra amoron-dalana, mpanera eny an-toerana. Tsy azo asiana trano hazo sy fivarotan-toaka ary tranon-dopy. Tsy manala ny mpivarotra […]




