Taratra

Kamiaobe nivadika : olona dimy namoy ny ainy

Olona 20 naratra mafy, dimy namoy ny ainy. Kamiao be mpitatitra eladrano tapaka hisatra no nahatonga ny loza. Nitrangana lozam-piarakodia nahafatesan’olona tao ambavaranon’i Manambaroa, fokontany An­jaha Soatanimbary, kaominina ambanivohitr’i Satrokala, dis­trikan’Ihosy, omaly. Kamiaobe iray miasa ao amina toeram-pitrandrahana eladrano, any amin’iny faritra avaratra, anatin’ny kaominina ambanivohitr’i Mahasoa, ity niharan-doza ity. […]

«Rallye Castien Terre d’Occitanie»: voalohany i Mika amin’ny Clio Trophy Terre

Notanterahina tany Fran­tsa, ny 3 ka hatramin’ny 5 mey lasa teo, ny «Rallye Castien Terre d’Occitanie», dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, amin’ny rallye Terre. Nison­gadina i Mika sy i Bouget Bastien, nitondra ny fiara Renault Clio V. Norombahin’ izy mirahalahy ny voalohany teo amin’ny sokajy Clio Trophy […]

SOMBIM-BAOVAO

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Mahamasina, ny mpikambana mandrafitra ny Federasiona malagasin’ny Taekwondo (FMTKD). Notendren’ny filohan’ny FMTKD, Rakotomanana Franck, ho tale teknika nasionalin’ny federasiona i Pharlin Dimbiniaina. Araka ny vaovao nivoaka ny sabotsy lasa teo, tany Maorisy, tsy voatazona ho mpanazatra ny ekipa nasionaly Maorisianina […]

Dortmund sy PSG: hiady ny tapakilan’ ny famaranana

Tonga ity ny fotoana ho an’ny Paris Saint Germain (PSG), klioba frantsay. Tsy maintsy hanala vela amin’ny ekipan’ny Dortmund Allemagne izy ireo, anio, ao amin’ny Parc de Princes France, mandritra ny lalao manasa-dalana miverina, fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions”. Tsiahivina fa nandritra ny fihaonana mandroso, lavon’ny Dortmund […]