Taratra

« Redombe Bagasy » : hira 37 hokaloina eny an-tsehatra

Tao anatin’ny taona maro, tsy mbola nisy fampisehoana lehibe tahaka ity eo amin’ny tontolon’ny bagasy. Ampahany maneho izany ny isan’ny mpihira handray anjara. Ny fifantenana ireo hira hokaloina, sns. Mahalana vao ahitana hetsika lehibe natokana ho an’ny bagasy ra­noiray tahaka ity. «Redombe Bagasy», fampisehoana an-tsehatra hotontosaina ao amin’ny CCEsca Antanimena, […]

Fanatsarana ny tontolo iainana : miaro ny loharano ny fanodinana ny menaka vidange ho lasa angovo

Anisan’ny manimba ny tontolo iainana sy ny ala ny fampiasana ny ari­na fandrehitra sy ny kitay. Miha mi­tombo, ara­ka iza­ny, ny olon-tsotra sy fikambanana ma­­­mokatra fa­tana ekolojika, amin’ izao. Anisan’ izany ny fatana vita amin’ ny menaka vidange. Mbola manan-danja eo amin’ny Malagasy ny fampiasana arina fandrehitra sy kitay hatramin’izao. […]

FANTINA sy FINTINA

“Hevitry ny maro sy ara-dalàna ary ara-drariny no tenenina eto amin’ity lapa ity”, hoy ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, tamin’ny fanombohana ny fotoam-pivoriana tetsy Anosikely, omaly. Nanteriny fa tsy hevitry ny tena manokana sy ny olona vitsivitsy mitovy hevitra amin’ny tena no aseho eny. Tapaky ny fivoriamben’ireo depiote […]