Sehatra iray anisan’ny mahasarika ny vehivavy malagasy ny tontolon’ny fandraharahana. Ankoatra ny olana eo amin’ny famatsiam-bola entina hanodinana ny orinasany, sedra iray iainanan’ny vehivavy mandraharaha ny fanambaniana ny fahaizany. Tafiditra ao anatin’izany ny tsy fahampiana tohana ara-tsaina avy amin’ ireo akaiky azy, ny ankohonany, indrindra ny vadiny. «Tsy mbola tafiditra […]
Taratra
Trafika iraisam-pirenena : Sokatra 1 000 sy varika 48 tratra tany Thaïlande
Mitohy ny trafikana harena voajanahary avy aty Madagasikara mankany ivelany. Tsy nionona amin’ny sokatra intsony fa niampy varika ihany koa no tratra tany Thaïlande. Namoaka fampahalalam-baovao iombonana ny fikambanana WWF, ny Traffic, ny Alliance Voahary Gasy (AV) ary ny Transparency International, omaly 3 mey. Nahazo loharanom-baovao ny polisy any Thaïlande, […]
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fanapahan-kevitra nivoaka tamin’ny filankevitry ny minisitra, ny alakamisy lasa teo, alefa amin’ny fahitalavitra nasionaly, Televizionina Malagasy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, « Euro 2024 », taranja baolina kitra. Tsiahivina fa hanomboka ny 14 jona ary hatramin’ny 14 jolay ho avy izao izany. Hifarana rahampitso, any Antsirabe, ny fifaninanana taranja […]
Kitra – 1/8 Telma Coupe 2024 : hifanandrina ny AS Fanalamanga sy ny Ajesaia
Hotanterahina anio sy rahampitso ary ny 12 mey ho avy izao ny lalao ampahavalon-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, “Telma coupe 2024”, taranja baolina kitra. Anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny maro, ny fifanandrinan’ny AS Fanalamanga sy ny Ajesaia Bongolava. Lalao izay hotontosaina anio, eto Antananarivo. Mbola manala vela ny ekipan’i Bongolava amin’ity […]
Taranja lomano: hifarana anio ny taom-pilalaovana 2024
Tapitra anio ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja lomano, “bassin 50 m” izay nanomboka ny 1 mey lasa teo, teny amin’ny dobo filomanosana ANS Ampefiloha. Araka ny vaovao nampitain’ny tale teknika nasionalin’ny Federasiona malagasin’ny lomano (FMNa), ity fifaninanana nasionaly ity no mamaranana ny taom-pilalaovana 2024. Raha ny fanazavana voaray, […]




