Tranga manahirana ny ray aman-dreny: ny zanany autiste marary nify ka tsy hita izay hanaovana azy. Misy ny hetsika iarahana amin’ny fikambanana Autisme Madagascar, atao eny amin’ny Clinique dentaire adventiste Soamandrariny, ny 24 sy 26 avrily izao. Misy manampahaizana manokana amin’ny fikojakojana nify ho an’ireo autiste ho avy ao. Tsy […]
Taratra
Apipa: tokony ho saro-piaro amin’ny fotodrafitrasa iombonana ny rehetra
Manao fanentanana ny Apipa momba ny tokony hiarovan’ny rehetra ny fananana iombonana, indrindra ireo fefiloha miaro ny moron’ny renirano eto Antananarivo. Tsikaritra ny fahalavorariana amin’ny fahavitan’ny fotodrafitrasa. Anisan’izany ny rarivato vaventy manamorona ny reniranon’ Ikopa manomboka eo Anosizato hatreny Andohatapenaka. Tsy ny eo ihany fa maro no efa vita ny […]
Ady amin’ny aretina lefakozatra : Hisy fanaovam-baksiny faobe ny 14 -17 mey
Nahatsapa vokatra tsara ny tomponandraikitra taorian’ny andiam-baksiny faobe, maimaimpoana, iadiana amin’ny aretina lefakozatra eto amintsika. Mitohy ny ezaka ka hiroso amin’ny fanaovam-baksiny vaovao indray ny fanjakana. Nidina ny tahan’ny zaza vita vaksiny mahazatra teto amintsika taorian’ny fiatrehana ny valanaretina Covid-19, niato ny fanaovam-baksiny, teny amin’ny tobim-pahasalamana satria naompana tamin’ny ady […]
TARATRY ny KANTO
“Tokotany be”, hifarana anio. Vakodrazana nataon-dry Rakoto Frah Junior sy seho nataon’i L Jo no namarana ny andro faharoa, omaly. Hiompana amin’ny literatiora sy ny boky kosa ireo atrikasa hifandimby, amin’ny andro farany, anio. Hamarana ny fotoana amin’ity hetsika hanasongadinana ny indostrian’ny kolontsaina ity kosa ny seho hataon’ i Njara […]
Rock: hisehatra ao Antsahamanitra ny tarika Kiaka
Niorina ny taona 1986 ny tarika Kiaka. Anisan’ny tarika sangany eo amin’ny lafiny mozika rock sy mavesatra. Hifamotoana amin’ny mpankafy azy ny tarika amin’ny alahady 5 mey ho avy izao, amin’ny 2 ora sy sasany. Mpanohana mivantana ny hetsika ny Airtel Madagasikara. Tsy ataon’ity orinasa ity ambanin-javatra ny lafiny kolontsaina, […]




