Hionona amin’ny fiadiana ny laharana fahatelo, amin’ny handrombahana ny medaly alimo amin’ity sabotsy ity, i Andraina Voavy Mitia, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tenisy, sokajy junior. Resy teo amin’ny manasa-dalana, i Andraina Voavy Mitia, nandritra ny ITF/CAT African Junior, taranja tenisy, sokajy vehivavy. Fihaonana notanterahina omaly, tao […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 5 ny milina « bloc moteurs » manodina herinaratra 75 MW, hanampy ny famokarana herinaratra eny Ambohimanambola. Hahazo milina manana tanjaka 30 MW ihany koa ny any Toamasina, hanampy ny famokarana any an-toerana. Haverina hiasa indray ireo foibe fandanjana fiara vaventy, eny amin’ny lalam-pirenena faharoa (RN2). Maro loatra ny tsy fanarahan-dalàna, […]
Minisitra Andriantsitohaina Naina : “Tsy hisy indrafo ho an’ny mpangalatra tany”
Nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, fa ho henjana ny fepetra horaisina momba ny fananan-tany. “Averina amin’ ny Malagasy ny tany… Hiezaka ny minisitera amin’ireo dingana samihafa ho amin’ny fanavaozana ny lalàna momba ny fananan-tany ka tsy hisy indrafo ho an’ireo mangalatra tany”, hoy izy, […]
Fenoarivo Atsinanana : hanangana ozinina manodina letisia
Mamokatra letisia ny any Analanjirofo. Manodidina ny 100 000 taonina isan-taona ny vokatra eto amintsika, nefa ny 20 000 t (20%) ihany no haondrana any ivelany. Nilaza ny tomponandraikitra ao amin’ny minisiteran’ny Indostria sy ny varotra, Rakotondrazafy Fano, fa anisan’ny hananganana ozinina taninketsa indostrialy koa any Fenoarivo Atsinanana, faritra Analanjirofo, […]
Soanierana Ivongo : nahazo zezika sy masomboly ny tantsaha
Nanatrika ny fizarana ny zezika sy masomboly tany Soanierana Ivongo ny filoha Rajoelina. Anisan’ny nambarany koa ny hanamboarana tetezana miampita mankany amin’ny Nosy Sainte-Marie. Natao tany Soanierana Ivongo, omaly 19 avrily, ny fizarana zezika sy masomboly ho an’ny tantsaha traboina vokatry ny rivodoza Gamane farany teo. Miisa 5 000 ny […]




