Velon-taraina ireo tantsaha eny Laniera fa nisy nanafika ny fotodrafitrasa eo amin’ny Lac Iarivo. Efa nisy ny fandravana izany teo aloha nataon’ireo vatan-dehilahy “gros bras”. Efa tafatsangan’ny vahoaka ny fotodrafitrasa hatramin’ny birao saingy nisy olona tonga teny amin’ny secteur 12 niaraka tamin’ny polisy, ny alahady teo. Ny alatsinainy alina, nisy […]
Taratra
Ofnalat : Marolafy ny ady amin’ny fifohana sigara
Marihina isan-taona, isaky ny 31 mey, ny Andro maneran-tany iadiana amin’ny fifohana sigara sy fihinanana paraky. Nanazava ny talen’ny Ofnalat, Ralibera Jerisoa, fa maromaro ny hetsika fanamarihana ary efa nisy ny varavarana misokatra nanomboka omaly, etsy amin’ny ivontoerana iadiana amin’ny fiankinandoha amin’ny sigara eny Itaosy. Nisy ny fanentanana amin’ny ady […]
Andrianarison Botosera Jean Aimé : “Zava-dehibe ny fametrahana fakiolte hanofanana infirmiera
Mivoatra tsy miato ny tontolon’ny fitsaboana maneran-tany. Singa iray lehibe mampihodina ny asa ny infirmiera satria mifampikasoka mivantana amin’ny marary. Tokony haharaka ny fivoarana izy ireo ka mila fiofanana mamaly ny filana. Nanambara ny filohan’ny Holafitry ny infirmiera eto Madagasikara (Onim), Andrianarison Botosera Jean Aimé, fa ilaina ny fanavaozana ny […]
“Cabaret nostalgique”-Kaiamba tena izy : Ireo mpankafy no mandrafitra ny fandaharan-kira
Ho fanomezana fahafaham-po ireo mpankafy maro be tsy nahafoy efa an-taonany maro ny vazo Kaiamba. Io no antony nanosika ny mpikarakara ny “Cabaret nostalgique” Kaiamba tena izy hisafidy fa « ireo mpankafy no mandrafitra ny fandaharan-kira amin’ity indray mitoraka ity ». Seho takariva an-kira tanterahina etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina, ny zoma […]
TARATRY ny KANTO
Tsy ara-dalàna ny fanapariahana sy fandefasana sanganasa, sary, feo votoatiny ara-kanto, namboarina na novaina tamin’ny alalan’ny « intelligence artificielle ». Io ny votoatin’ny taratasy nalefan’ny Ofisim-pirenena misahana ny zon’ny mpamorona na Omda, tamin’ireo talen’ny haino aman-jery rehetra. Fampahafantarana miharo fandrarana izy ity, satria tsikaritra fa misy haino aman-jery mandefa ireo hira na […]





