Taorian’ny fitantanan-dRazafimahefa Tsirava, filohan’ny federasiona malagasy Auto-Motocyclisme (FMAM ) teo aloha, nahazo mpitondra vaovao ny FMAM. Voafidy hitantana ny Motocyclisme eto Madagasikara mandritra ny efa-taona manaraka i Jean Gabriel Harison. Lany 100% tamin’ireo filohan’ny ligy roa amin’ny telo nanatrika ny fifidianana notanterahina teny Ambohidahy, ny sabotsy 1 avrily lasa teo, […]
Taratra
Orange Pro League: tafita sahady amin’ny « Playoff » ny Fosa Jr
Fosa Junior no ekipa voalohany tafita avy hatrany hiatrika ny “Playoff” amin’ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League”, taranja baolina kitra, taom-pilalaovana 2022-2023. Manana isa 28 ao amin’ny kaonferansy avaratra izy ireo. Lavon-dry Dax sy Jean Yves, mpilalaon’ny Fosa Jr, tamin’ny isa 1 no ho 0, ny Tsaramandroso Formation FC (TFFC), nandritra […]
Rugby vehivavy – «Challenger series 2023»: Makis 13 mirahavavy manafika atsy Afrika Atsimo
Anisan’ireo firenena 12 hiatrika ny World rugby sevens challenger series, ho an’ny baolina lavalava vehivavy, ny Makis de Madagascar. Hiady izay ho lohany, hiatrehana ny “circuits mondiaux”, izy ireo amin’ity. Nanainga omaly alahady, nihazo an’i Cape Town, Afrika Atsimo ny Makis vehivavy, hiatrika ny fiadiana ny “World rugby sevens challenger […]
Seho fankalazana ny faha-90 taona: mbola mitana tsara i Henry Ratsimbazafy !
Niaiky azy ny rehetra… 90 taona, fa mbola mahazaka sehatra tsara i Henry Ratsimbazafy. Nandona ny fon’ny mpankafy indray ny nahita azy an-tsehatra, omaly… Fampisehoana nanjakan’ny fihetseham-po tanteraka. Ny fahitana an’i Henry Ratsimbazafy nijoro teo amin’ny sehatry ny CCEsca Antanimena fotsiny, dia efa nampihoraka ireo mpankafy nameno ny trano. Hatramin’ny […]
Otrikafo momba ny fifidianana : “Mila hifampidinihana izay mampiady hevitra”
“Mbola resabe amin’izao ny amin’ny fanomanana ny fifidianana. Tonga hatramin’ny adihevitra hoe mety hisian’izany na tsia. Tsy misakana ny hisian’ny fifidianana na tsia izahay, tsy hahasakana an’izany rahateo”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Otrikafo, Rabevahiny Elia. Miezaka tsy hikitika ny lalàm-pifidianana ny fitondram-panjakana, fa io no irosoana any amin’ny fifidianana. Nefa […]




