Tamin’ny taona 2015, fantatra fa i Madagasikara no firenena faha-13 anjakan’ny vohoka aloha loatra. Raha ny salanisa dia tovovavy 1 ao anatin’ny 3 amin’ny salan-taona voafaritra amin’izany no efa manan-janaka. “Tsy mbola tena misy ny fanabeazana ara-pananahana feno na ao an-trano na any an-dakilasy, any anaty fikambanana, amin’ny fiarahamonina”, hoy […]
Taratra
Asa any ivelany : Hatsaraina ny kalitaon’ny fandraisana mpiasa atsy Maorisy
Mba hifanaraka amin’ny fenitra iraisam-pirenena, nosokafan’ny minisitry ny Asa, ny fampananan’asa sy ny asam-panjakana, Florent Soatiana Bety Léonne, ny atrikasa momba ny fandraisana mpiasa ho atsy Maorisy. Nivoitra, tamin’izany, fa ilaina ny atrikasa tahaka izao hametrahana ny ara-dàlana sy ny etika amin’ ny fandraisana mpiasa, “Récrutement éthique”, hiondrana atsy amin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Diarin’i Anne Franck. Hisy ny fihaonana amin’ ireo malagasy mpanoratra roa, nandika ity boky ity tamin’ny teny malagasy, rahampitso amin’ny 11 ora, ao amin’y IFM Analakely. Hiresadresaka ny asa notontosainy i Michelle Rakotoson sy i Riambola Mitia, izay samy mpanoratra nandika ity boky malaza indrindra maneran-tany ity. Ny alarobia 4 […]
Art’Eroport: Omena aina ny fiaramanidina efa tsy miasa
Nikarakara fifaninanana ho an’ny mpahay kanto ny orinasa Ravinala Airports, mitantana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato, Antananarivo. Nomena ny anarana hoe « Art’éroport » ny fifaninanana, mifantoka amin’ ny handravahana, handokoana fiaramanidina iray efa tsy miasa intsony, hapetraka eo an-tokotanin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Miisa 20 ireo nifaninana, ka nahazo ny voalohany ny ekipa Hetsy, […]
Siméon Rajaona 100 taona: Herintaona ny fotoam-pankalazana
Rajaona Siméon, Professeur titulaire émérite. Teraka ny 18 febroary 1926. Nodimandry ny 23 jona 2013. Ny 18 febroary 2026 ka hatramin’ny 18 febroary 2027 no hankalazana ny faha-100 taona nahaterahan’ity mpampianatra, mpikaroka, mpanoratra, sns, ity. Hetsika maro eo amin’ny tontolon’ny siansa sy kolontsaina no hotanterahina mandritra io herintaona io, ho […]




