Taratra

Baolina kitra – « Tournoi des Grands Elites »: Azon’ny Disciples FC ny amboara

Nahavita lalana tsy nisy lesoka ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra nandritra ny fifaninanana « Tournoi des Grands Élites », izay natao tao amin’ny kianja Velodrome Antsirabe, ny 9-13 desambra lasa teo. Fandresena roa nifanesy sy lalao iray nifarana ta­min’ny ady sahala no naha tompondaka azy ireo tamin’ity fifanintsanana ity. Ny […]

Fifanintsanana “Coupe du monde”: Lalao 3 no miandry ny Ankoay, ny fiandohan’ny 2026

Hiatrika lalao 3 avy hatrany ny Ankoay ny volana febroary sy marsa 2026. Lalao izay hiadiana ny tapakila hiatre­hana ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja Basikety 5×5, eo amin’ny sokajy lehilahy. Taona anisan’ny manan-danja ho an’ny Ankoay ny taona 2026, izay ha­natanterahan’izy ireo lalao maromaro hiadiana ny tapa­kila ho an’ny […]

INDRAY MIJERY

Nitsidika an’i Manakara, ny herinandro teo, ny mpanolotsaina avon’ny Fanavaozana ny Repoblika sy ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka nanolotra fitaovana hanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana ao amin’ny faritra. Kodiarandroa miisa 100 ho an’ireo lehiben’ny CSB, “groupe électrogène” ho an’ny hopitaly “CHRR Manakara” ary fiara tsy mataho-dalana ho an’ ny talem-paritry ny fahasalamana. […]