Taratra

BNGRC-CRM: Nofanina momba ny drônes ireo teknisianina

Fahombiazana ny fampiofanana nomena ireo teknisianina avy amin’ny Croix Rouge Malagasy (CRM) momba ny fitondrana drônes sy fakana sary ary fanaovana sarintany amin’ny alalan’ny Sig. Fiaraha-miasa eo amin’ny BNGRC sy ny CRM no nahafahana nanao fampiofanana. Tanjona ny hanamafisana ny fahaizan’ny ekipa ara-teknika amin’ny fampiasana teknolojia vaovao ho amin’ny fitantanana […]

ANALOG: Mitohy ny fivarotana ireo trano naorina

  Nampahafantatra ny Agence nationale d’appui au logement et à l’habitation (Analog) fa mitohy araka ny tokony ho izy sy anaty mangarahara ny fanatanterahana ny fivarotana an’ireo trano fonenana natsangan’ny fanjakana. Voakasik’izany ireo Cités 320 logements ao Imerintsiatosika, Cité Vatofotsy, ahitana trano 80, ao Antsirabe, ny Cité Ulang Ylang, misy […]

INDRAY MIJERY

Ho mafy ny fitsokan’ny rivotra any amin’ny morontsiraka atsimo andrefan’ny Nosy. Tombanana hahatratra 55 km isan’ora izany. Noho ny fisian’ilay rivodoza Chenge ihany koa, tombanana ho mafy ny fitsokan’ny rivotra any avaratra sy avaratra atsinanan’ny Nosy. Mety hahatratra 55 km isan’ora hatramin’ny 80 km isan’ora izany. Nanomboka omaly ka hitohy […]

Taranja Stem : Nampiharina amin’ny Lycée 14 sy CEG 42

Niainga avy amin’ny Tanjon’ny fampandrosoana lovainjafy hanome fanabeazana manana kalitao sy ho an’ny rehetra ary hanatrarana ny tanjona hatramin’ny taona 2063 ho an’i Afrika ny nametrahana ny Stem. Hampiroboroboana ny fanabeazana sy hitazonana ny mpianatra zatovovavy any an-tsekoly sy hifantoka amin’ny taranja siantifika. Napetraka teny anivon’ny Lycée 14, nanomboka ny […]

« Afrima 2025 »: Voafidy hifaninana i Denise

Vaovao lehibe indray ho an’i Denise manokana, sy ho an’ny tontolon’ny mozika malagasy amin’ny ankapobeny. Nanambara tamin-kafaliana ity mpanakanto ity, omaly, fa voafidy ho anisan’ireo hifaninana mandritra ny «All Africa Music Awards 2025» na ny «Afrima» izy. Ao amin’ny sokajy mpihira vehivavy mendrika indrindra aty Afrika Atsinanana no misy an’i […]