Hanamarika ny faha-30 taonany ny alakamisy ho avy izao ny Fandaharanasa iraisam-pirenena ho an’ny tanora na ny Programme d’action mondial pour la jeunesse. Hotanterahina any New York ny fotoam-pankalazana. Nahazo fanasana manokana amin’izany ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry. Nahazo fanasana manokana amin’ny fankalazana ny faha-30 taon’ ny Fandaharanasa maneran-tany ho an’ny […]
Politika
Nosy-Be : Polisy 30 nisitraka fiofanana
Hisorohana ny tranga fizahantany mamoafady sy ny ady amin’ny fanararaotana ara-nofo mahazo ny zaza tsy ampy taona, polisim-pirenena miisa 30 nisitrika fiofanana tao Nosy-Be, ny 18 septambra teo. Nivondrona tao amin’ny tranobe ARO ao an-toerana ireo mpitandro filaminana sy ny mpampiofana azy ireo. Tomponandraikitra misahana ny hetsika ny fitaleavana misahana […]
Mpanohitra fitondrana ; Manararaotra ny fahasahiranam-bahoaka
« Araraotina avokoa! » Hita taratra ankehitriny fa tsy manana politika entina miady hanoherana ny fitondram-panjakana intsony ny mpanohitra ka ny zava-misy sy ny olana mitranga eto amin’ny firenena sisa ataon’izy ireo ampinga hanakorontanana ny sain’ny vahoaka. Etsy ankilany, ny fitondram-panjakana tsy mitsahatra ny mitady vahaolana amin’ny famahana ny olan’ny jiro sy […]
FANTINA sy FINTINA
Hatramin’izao, mihoatra ny 130 miliara Ar ny tetibidin’ny entana na vola nogiazan’ny Bianco, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Bianco, Razakamanantsoa Gaby Nestor, teny Ambohibao, omaly. Hatolotra ny Pac mba ho tonga any amin’ny Arai izany, hahazoana mamerina azy any amin’ny fanjakana, rehefa hita tokoa fa avy amin’ny kolikoly no nipoirany. […]
CUA : Mpanolotsaina mpanohitra roa nisy nisambotra
Nisy olona nanao fanamiana sivily nisambotra ny mpanolotsaina mpanohitra roa eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), nanoloana ny Lapan’ny Tanàna Analakely, omaly. Tsy iza fa Rahanirina Clémence sy Rakotoarisoa Alban. Tokony ho tamin’ny 10 ora maraina no nitrangan’izay. Saika hanatitra taratasy fangatahana fahazoan-dalana eny amin’ny prefektioran’Antananarivo amin’ny hetsika kasain-dry zareo […]




