Politika

Fihaonamben’ny SADC : Hametrahana politikam-pampandrosoana maharitra!

Drafi-pampandrosoana stra­tejika manoritra ny fampandrosoana amin’ny faritra (RIS DP 2020-2030). Io ny ni­ompa­nan’ny andro faharoa sady fa­ran’ny fihaonan’ny tomponandraiki-panjakana ambony sy manampahaizana momba ny fampandrosoana eo anivon’ny Sadc teny amin’ny CCI, Ivato, omaly. Tena tondrozotra ho amin’ny fampandrosoana ma­haritra sy tsy anavahana ary mampitambatra ny faritra eo ani­von’ny Sadc ny […]

Fiaraha-miasa amin’ny MFFT: Manohana ny fampandrosoana eny ifotony ny Pnud

Ao anatin’ny fametrahana ny Drafitra stratejika hampandrosoana ny any atsimon’ny Nosy ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) miaraka amin’ny Pnud. Noraisin’ny minisitra Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, omaly, ireo iraka avy eo anivon’ny Pnud. Nifampiresahana tamin’izany ny fanohanan’ity sampandraharahan’ny Firene­na mikambana ity ny hampandrosoana ireo distrika […]

Diamar any Eoropa : Miantso ny filoha Rajoelina Andry hanilika ireo tsy madio fo

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Diaspora manohana ny filoha Andry Rajoelina (Diamar) any Eoropa, manoloana ny toe-draharaha eto amin’ny firenena. “Mampirisika ny filoha Rajoelina Andry ho hentitra ary handray fepetra hanilika ireo tsy madio fo sy tsy vonon-kiasa ho an’ny tombontsoan’ny Ma­la­gasy manoloana ny vina napetraka”, hoy izy ireo. Nan­kahery […]

FANTINA sy FINTINA

Miantso fifampiresahana eo amin’ny filohan’ ny Antenimierandoholona sy ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) ny minisitry ny Serasera sy ny kolon­tsaina, Mara Volamiranty Donna. “Afaka mifampiresaka hatrany ny ray aman-dreny sy zanaka. Tokony hifanohana hatrany ny filohan’ny Andrimpanjakana sy ny mpanao gazety”, hoy izy. Nahazo fanomezana avy amin’ny Repobli­kan’i Sina […]

Fihaonana an-tampon’ny SADC: Nanomboka ny fivoriana ireo mpiasam-panjakana

Hiresaka ny lafiny fandrindrana ny asa eo anivon’ny Sadc ny fivorian’ny mpiasam-panjakana ambony eo anivon’ ny vondrona. Eo koa ny momba ny fitantanana ny olona eo anivon’ny Sadc, ny amin’ny lohahevitra maro samihafa. Mialoha ny filankevitry ny minisitry ny Sadc izany. Izay ny fanazavan’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Raravavitafika, teny […]