Politika

Fikaonandoham-pirenena : Manahy ny amin’ny mety ho seho ivelany ny Gen Z

Nandray ireo solontena’ny komity mpikarakara ny fikaonandoham-pirenen’ny tanora ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana, omaly, teny Mahazoarivo. Nifanakalozana hevitra ny momba ny dingana amin’ny fikaonandoha. Noresahina nandritra izao fihaonana izao ireo asa efa vita sy ny mbola miandry, hatao amin’ny fampidirana ny tanora amin’izao firosoana amin’ny fanavaozana eto amin’ny firenena izao. Manoloana […]

FANTINA sy FINTINA

Mila apetraka ny mangarahara amin’izao horohoro izao, mba tsy ho very anjavony toy ny mahazatra ny fanadihadiana ny zava-misy ankehitriny, araka ny fanambaran’ny Fivondronamben’ny eveka (Fem), omaly. Nambaran’ny Mgr Andriantsoavina Jean Pascal fa iza no mahita tombony amin’izao. « Tsy hanala antsika amin’ny fahantrana izao », hoy izy. Nankatoavina ny Lalàmpanorenana federaly, […]

Fivondronamben’ny eveka ( CEM) : “Aoka ho be no ho ny teny ny fanatanterahana”

Nanao fanambarana, afakomaly, ny Fivondronam­ben’ny Eveka eto Madagasi­kara. “Ho anareo mpitondra, tsapa ny ezaka efa ataonareo amin’izao fijalian’ny vahoaka izao. Aoka ho betsaka no ho ny teny ambara ny fanatanterahana », hoy izy ireo. Niantefan’ny hafatra ny mpitondra fanjakana. Voakasik’­ izany ny fampanjakana ny fandriampahalemana manoloana ny olona very sy […]

Fetim-pirenena Frantsay : Manamafy ny fifamatorana i Madagasikara sy i Frantsa

Nirodorodo niara-nifety teny Ivandry ny governemanta malagasy sy ny frantsay ary ireo masoivoho vahiny maro eto Madagasikara, omaly. Nasehon’ny mpitondra fa mbola loha laharana amin’ny mpiara-miasa i Frantsa. Notanterahina teny amin’ ny trano fonenan’ny ambasadaoro frantsay miasa sy monina eto amintsika ny fankalazana ny 14 jolay, omaly. Tonga marobe teny […]

Minisiteran’ny Fanavaozana: «Ilaina ny fanovana toe-tsaina»

Napetraka tamin’ny fom­ba ofisialy tao Toama­sina ny talem-paritry ny minisiteran’ny Fanavaozana. Voatendry ho amin’izany, ho an’ny faritra Atsinanana, i Boizy Blandine, raha Aldine Bernadette kosa ho an’ny faritra Analanjirofo. Nitarika izany ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafi­ma­nan­tsoa Hanitra. «Hiton­dra fanavaozana lehibe eto amin’ny firenena ity minisitera ity ka […]