Nametraka ny taratasy filatsahan-kofidina tetsy amin’ ny Ovec Ambohidratrimo,, omaly ny solombavambahoaka Rakotoarisoa Johnny. Milatsaka amin’ny anaran’ny Plateforme Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina ny tenany. 5 taona no vita, nahafahana nijery sy niara-niasa tamin’ny ambaratongam-pitondrana indrindra nifaneraserana tamin’ny vahoaka. Nisaotra ny filoha Andry Rajoelina sy ny birao politika nasionaly […]
Politika
Distrikan’i Betroka: mitady olom-baovao ho depiote
Kandidà telo no nametraka ny taratasy filatsahany ho fidina ao amin’ny distrikan’i Betroka, ny zoma lasa teo. Anisan’ izany ny solombavambahoaka amperinasa, Randrianasolo Nicolas. Ny avy amin’ny antokon’ny fitondrana, tarihin’ny kandidà Razafindrahera Henrilly Odestin, izay miaraka amin’ny ben’ny Tanàna amperinasa. Anisan’ny olom-baovao kosa, handrasan’ny mponina ny tsy miankina, Andrialemirovason Moëz […]
FANTINA sy FINTINA
Nomena fanalavam-potoana ireo kandidà hamenoana ny antontan-taratasiny raha misy ny olana na tsy fahafenoan’izany. “Afaka mampiakatra fitarainana eny amin’ny Ceni izy ireo, 24 ora aorian’ny fandraisana ny tatitra sy ny dosie avy eny anivon’ny Ovec. Ampiakarina any amin’ny HCC izany raha tsy mahafa-po ny kandidà ny valin-teninay”, hoy ny Ceni, […]
ENMG: miisa 81 ireo nivoaka ho mpitsara
Tontosa omaly, teny amin’ ny Centre de conférence internationale (CCI) Ivato, ny lanonana nanolorana mari-pahaizana ny mpianatra teo anivon’ ny Sekolim-pirenena manofana mpitsara sy mpiraki-draharaha na Ecole nationale de magistrature et de greffiers (ENMG). Mpiofana ho mpitsara miisa 81, avy amina sampam-pianarana telo, “Judiciaire” sy “Administrative” ary “Financière”, no notolorana […]
Fifidianana depiote: maromaro ireo mpanao gazety sy mpanakanto kandidà
Anisan’ireo eo hatrany ny mpanao gazety sy ny mpanakanto amin’ny fifidianana depiote. Maromaro izy ireo hatramin’ny fotoana farany, omaly, no nametraka ny taratasy filatsahan-kofidina. Eo koa anefa ireo misehatra amin’ny asa hafa. Anisan’ny mpanao gazety ho kandidàn’ny Irmar i Fetra Rakotondrasoa any Miarinarivo, raha any Ambatondrazaka i “Del kely”. Etsy […]




