Politika

Fitrandrahana antsokosoko: tratra ireo mpanondrana akorandriaka

Mirongatra ao Toamasina ny halatra akorandriaka (corail), sokajiana ho biby anaty ranomasina miendrika vato. Velon-taraina manoloana ny zava-misy ny mpanjono noho izy mitarika ny fahasimban’ny tontolo andranomasina sy ny ha­zandrano samihafa. Nahazo loharanom-baovao avy tamin’ ny olon-tsotra ny teo anivon’ny fitantanam-paritry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy (DREDD), faritra […]

Fizahantany : vitsy isa ny mpiseradia eto Madagasikara

Malalaka ny tsenan’ny mpiseradia eto Madagasikara. Mila mandalo fanadiovana sy miditra amin’ny sehatry ny ara-dalàna anefa izany mba hampivelatra ny fizahantany. Singa iray ao anatin’ny rojon-toekarena ny asana mpiseradia. Vitsy anefa izy ireo manoloana ny tolotra sy ny tinady eo amin’ny sehatry ny fizahantany izay manomboka miarina amin’ izao fotoana […]

lisi-pifidianana : niakatra ny taham-pisoratana anarana

“Niakatra 11,7% ny isan’ny mpifidy voasoratra anarana raha oharina tamin’ny voasoratra nandritra ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy”, hoy ny fanambaran’ny Safidy, afakomaly, momba ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy, 1 desambra 2023-15 febroary 2024 (Rale), nampitainy tamin’ny tranonkalam-pifandraisana, omaly. Ana­lamanga no nahitana mpifidy vaovao nisoratra anarana be indrindra, nahatratra 51 423 […]

Rasoamaromaka Hery: “Tsy mankasitraka ny governora hirotsaka ho depiote aho”

Efa fantatra ny tetiandrom-pifidianana. Momba izay ho kandidà, tsy ankasitrahan-dRasoamaromaka Hery ny firotsahan-kofidin’ny governora ho depiote. “Tsy mankasitraka ny governora mirotsaka ho depiote aho”, hoy ny governoran’ny faritra Ana­lamanga sady sekretera na­sionalin’ny TGV, Rasoamaro­maka Hery, teny Ambohidahy, afakomaly. Tsy manary ny zon’ireo governora izy. Hiara-miasa amin’ireo olom-boafidy fa tsy ho […]

Fitsarana : hampiasaina ny « Diary fanarahan-draharaha »

Ho fanamorana sy hisorohana ny kolikoly eny amin’ny fitsarana, napetraka ny « Diary fanarahan-draharaha ». Fomba fiasa vaovao eny anivon’ny fitsarana izany. Hampiasaina eny amin’ ny fitsarana ny «Diary fanarahan-draharaha» ( Carnet de Suivi). Ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanan­tenasoa Landy Mbolatiana no nanolotra izany teny amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany, omaly. […]