Teny Belanitra omaly, no nanambaran’ny filohan’ny Vovonana Avotantsika miaraka i Madagasikara (AMM), Masy Goulamaly, fa anisan’ny ho kandidà hirotsaka ho fidina ho filoham-pirenena ny tenany. “Manoloana ny fahoriana mianjady amin’ny firenena dia mahatsiaro manana adidy aho. Amin’ny maha reny ahy dia tsapako ny maharary ny zanaka ka nandresy lahatra ahy […]
Politika
Filoha Rajoelina tany atsimo : “Miroso isika ary tsy misy hahasakana izany”
Nambaran’ny filoha Rajoelina amin’izao fitsidihany ny any atsimon’ny Nosy izao ny fampandrosoana tanterahin’ny fanjakana. Mazava ny lahateniny tamin’ireo vahoaka tany an-toerana. “Azontsika atao tsara ny manorina, ny manangana, ny manamboatra, ny mandroso na inona olana eo amin’ny fiainantsika. Tsy mahasakana antsika izany fa tsy maintsy miroso isika ho fampandrosoana an’i […]
Ravalitera Jacques Michaël : Ravalitera Jacques Michaël
“Tsy polisy ny firaisamonina sivily, ka ny zavatra tsy mety hatrany no resahina”, hoy ny mpanolotsaina eo anivon’ny birao maharitry ny Ceni, Ravalitera Jacques Michaël, teny Alarobia, omaly, momba ny fiaraha-miasan’ny firaisamonina sivily sy ny Ceni amin’ny fiatrehana fifidianana. Marina fa manao fanairana ny asany, manara-maso ny asan’ny fanjakana. Ao […]
Fianakavian’ny filoham-pirenena : nahazo tsodrano tamin’ny Papa ray masina Fransoa
Manao fitsidihana masina any Vatican ny filohan’ny Repoblika ombam-bady aman-janaka. Nitsodrano azy ireo sy ny vahoaka Malagasy ny ray masina Fransoa. Manao fitsidihana manokana any Vatican ny fianakavian’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Nisy ny fihaonana manokana teo amin’izy ireo sy ny ray masina, tao amin’ny birao fiasany. Nanotrona azy ireo […]
“Certificat de nationalité” an’ny filoha Rajoelina: manaitra ireo mpitsara ny loholona Rakotondrainibe
Nohitsin’ny loholona, Rakotondrainibe Michel na i Ndriana fa nanitsakitsaka ny fiandrianam-pirenena ny filoha Rajoelina. Nanairany ireo mpitsara izany amin’izao fotoana fohy hivoahan’ny fanapahan-kevitry ny fitsarana izao momba ny fizakan’ny filoha ny zom-pirenena Frantsay. “Hotsarain’ny tantara ianareo hanao sonia ny «certificat de nationalité malagasy»-n’ny filohan’ny Repoblika”, hoy izy. Nanteriny fa tsy […]




