Politika

Filohan’ny HCC : “Tsy mandà na manaiky zom-pirenena izahay”

“Tsy mandà na manaiky an’izany zom-pirenena izany ny HCC. Ny filohan’ny fitsarana ady madio no manome an’izany. Raha tsy manome ny any, azon’ny olona atao ny mampiakatra izany any amin’ny fi­tsarana”, hoy ny filohan’ny Fi­tsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), Florent Rakotoarisoa, teny Ambohi­dahy, omaly, momba ny fizakana zom-pirenena amin’ny […]

Ramavoarihanjasoa Hélinah : “Andao isika mba hijery ny vahoaka sahirana”

Difotry ny politika? Latsaka ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka ny vahoaka amin’izao. Mano­loana izany, miantso ny fijerena ny vahoaka sahirana ny filoha mpanorina ny fikambanana “Ny Hasin’ny Fifankatiavana”, Ramavoarihanjasoa Hasinanirina Hélinah. “Andao isika mba hijery ireo vahoaka sahirana”, hoy ny filoha mpanorina ny fikambanana “Ny Hasin’ny Fifankatiavana”, Ramavoarihanjasoa Hasinanirina Hélinah, manoloana […]

Rakotomanana Honoré : “Ara-dalàna ny didy momba ny anto-bola firotsahan-kofidina”

“Tsy afa-manafoana ny fanapahan-kevitry ny governemanta ny filankevitry ny minisitra. Samy manana ny azy… “, hoy ny filohan’ny HCC teo aloha, Rakotomanana Honoré, momba ny didy na­voakan’ny governemanta fa 200 tapitrisa Ar ny anto-bola amin’ny firotsahan-kofidina ho filohan’ny Repoblika. Tsy voatery handalo eny amin’ny Antenimierampirenena ny fa­napahana izany, araka ny fampifangaroan’ny mpanao politika sasany. Marina fa […]

Fihaonana amin’ireo mpanao politika : maka hevitra momba ny fifidianana ny Sadc

Efa eto an-toerana haka hevitra amin’ireo mpisehatra politika, amin’izao hiatrehana ny fifidianana izao, ny Sadc. Hanao tombana ny toe-draharaham-pirenena izy ireo amin’izany. Hitohy anio hatramin’ny 1 aogositra ny fandraisan’ny Sadc ireo mpanao po­litika. Anisan’ny efa nihaona tamin’izy ireo ny eo anivon’ny MMM, tamin’ny alalan’ny filohany, Andrianainarivelo Hajo, te­tsy Antaninarenina. Voatsi­ke­ra […]

JPRM : “Tsy fotoana fidinana an-dalambe intsony izao”

Manoloana ny mbola fisian’ny adihevitra momba ny fizakan’ny filoha zom-pirenena vahiny, nitondra ny heviny ny avy ao amin’ny vovonana Jeunes patriotes révolutionnaires malagasy (JPRM). “Tsy fotoana fidinana an-dalambe intsony izao hoe hitaky ny tsy haha kandidà an-dRanona na Ranona. Aoka ny vahoaka malagasy haneho ny safidiny amin’ny alalan’ny fifidianana.” Io […]