Nanao fanambarana iombonana ny mpikambana ao anatin’ ny Sendikan’ny Vondron’ny Rano sy ny Ala (Scofafor) sy ny Sendikan’ny Teknisian’ny Rano sy Ala (Sinatef), ny 19 marsa teo. Mangataka izy ireo ho minisitra manana vina stratejika no ho tendrena. Manana fahaiza-manao sy fahaiza-miasa, hitarika miabo ary haitaky mitombona tsara, hitondra avo […]
Toe-karena
Fanitarana ny seranan-tsambo : Notokana ny ampahan’asa vita ao Toamasina
Notanterahina afakomaly ny fitokanana ny ampahan’asa vita, tamin’ny fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina. Nitarika izany tany an-toerana ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Kly Randrianirina Michaël. Ho fanohizana ny raharaham-panjakana, notokanana afakomaly, tao Toamasina ny toeram-piantsonana vaovao ho an’ny sambo lehibe. Mahatratra 333 metatra amin’ny 470 metatra, tokony ho halavan’ny […]
GEM: Voafidy fanindroany Rabarijohn Francis
Voafidy indray ho filohan’ny Groupement des entreprises de Madagascar (Gem) Rabarijohn Francis taorian’ny fivoriambe natao ny 19 marsa lasa teo. Manohy hatrany ny fanatsarana efa natomboka ny sehatra tsy miankina, sady mampiseho finiavana hitazona ny fitoniana eo amin’ny tontolon’ny toekarena malagasy. Manamafy ny filohan’ny Gem izay hitantana indray mandritra ny […]
« Andro iraisam-pirenena ho an’ny ala » : Loharanon’ny toekarena ny ala
Loharanom-bola mivantana ny ala. Mitondra voka-dratsy goavana ny fahasimbany, miantraika any amin’ny tany, ny rano, ny toetr’andro, ka ilaina ny fiarovana azy. Nankalazaina ny 19 marsa teo ny « Andro Iraisam-pirenena ho an’ny ala », teny amin’ny foibe SNGF Ambatobe. Nanotrona teny an-toerana avokoa ny fianakaviamben’ny ala sy ny tontolo iainana. Lohahevitra […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy nahitana korontana loatra ny famatsiana lasantsy SP95 teto Antananarivo, omaly. Araka ny efa nampahafantarin’ny OMH, tonga omaly ny sambo mitatitra solika avy any Oman, ary mandritra ny 2 andro eo ny fandaminana ny fitsinjarana. Tsy misy olana kosa ny famatsiana gazoala sy ny solitany fandrehitra. Inoana fa hitohy izany […]




