Manao ranolava ny fahatrarana vary simba. Tamin’ity indray mitoraka ity, manodidina ny 60 taonina ny vary simba tra-tehaky ny biraon’ny talem-paritry ny Varotra sy ny fanjifana (DRCC) Atsimo Andrefana. Nentina kamiao miisa roa niainga avy any Toamasina ireo vokatra ary tonga tao Toliara, ny alin’ny sabotsy 28 febroary teo. Tsy […]
Toe-karena
Toliara : Olona 3 nahatrarana sokatra miisa 167
Nidina ifotony tany Toliara ny Fitantanana miady amin’ny kolikoly (Dulc) eo anivon’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (MEDD), taorian’ny angom-baovao avy amin’ny olona tsara sitrapo. Nohamarinina ny vaovao, milaza fa misy ny fitrandrahana sokatra antsokosoko. Noraisina ny fepetra mifandraika amin’izany, niaraka tamin’ny avy ao amin’ny Polisim-pirenena (UIR) Toliara, […]
Fahavitantena ara-tsakafo : Manohana ireo Ivontoeram-pikarohana eto an-toerana ny CGIAR
Nidina tany Antsirabe ireo delegasionina ao amin’ny Ivontoeram-pikarohana iraisam-pirenena CGIAR, ahitana ny Africa Rice, ny Ilri, ny CIP, ny Icrisat ary ny IITA. Nojerena ifotony ny fiaraha-miasa amin’ny eto an-toerana toy ny Fofifa, ny Fifamanor, ny CFAMMA, ny SOC ary ny Imvavet. Nofantarina ny olan’ny fotodrafitrasa, ny mpikaroka tsy ampy […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra tampoka ho 78,54 dolara ny vidin’ ny solika 1 barila (= 219 litatra), eo amin’ny tsena iraisam-pirenena Brent, omaly 2 marsa. Noho ny adin’i Iran sy ny israely ary Etazonia no antony. Nahatratra 68 dolara ny vidiny ny 16 febroary, nisondrotra ho 72 dolara ny 1 marsa, ary izao […]
MVola : 52 500 ny hazo voavoly tato anatin’ny 6 taona
Manamafy ny finiavany ara-tontolo iainana ny orinasa MVola. Manana fandaharanasa natokana ho an’ny fambolen-kazo izy, ary nahazoany ny mari-pahalalana B Corp, nanomboka ny taona 2022 izany. Miara-miasa amin’ny orinasa Altera, ao anatin’ny vondrona Axian, ny MVola, amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny ala sy ny fikajiana ny tontolo mananaina eto Madagasikara, […]




