Nidina ifotony tany Dabolava, distrikan’i Miandrivazo ny Biraom-paritry ny Harena an-kibon’ny tany Menabe, ny 5 sy 6 aogositra teo. Nirosoana ny fampidirana anaty ara-dalàna ireo mpisehatra volamena, ka nananganana birao tokana. Hita miaraka ao ny sampandraharaha ny antontanisa avy any Morondava, ny Ivon-ketra Miandrivazo ary ny Foiben’ny Volamena eto Madagasikara […]
Toe-karena
Lemaka Dabara : Velaran-tany 18 000 ha ho voatondraka
Nidina tany an-toerana, nitarika ny asa fanombohana ny fanarenana ny tohodrano Dabara sy ny fotodrafitrasa famatsiandrano sy ny lakandrano, ny minisitry ny Fambolena, Ramindo Gaëtan, ny herinandro lasa teo. Hampitombo ny voka-bary sy ny fambolena ny fahavitan’ity asa ity. Hanomboka ny asa fanarenana any amin’ny lemaka Dabara, faritra Menabe. Anisan’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mirefy 20 km ny ampahany voalohany hatao amin’ny lalana avy eo Antanifotsy mankany Sahofika. Ifantohana ny fanajariana sy ny fandravonana ny lalana, ny fanomanana ireo fitaovana sy kojakoja ilaina. Vita amin’ity herinandro ity, ny fametrahana ny fitaovana vaventy ilaina amin’ny famokarana ireo akora ilaina amin’ny fanamboarana lalana (vatokely, vovobato, sns). […]
Ranomasimbe Indianina: Natsangana ny Vaomieran’ny Fadintseranana
Tapitra ny 7 aogositra teo, ny fivoriana ara-teknika, teo amin’ny Firaisambem-paritry ny fiarovana an-dranomasina (ARSM) sy ny Vaomieran’ny Fadintseranana aty amin’ny ranomasimbe Indiana. Nikarakara azy ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indiana (COI). Taorian’ny fivoriana, nilaza ny mpiraiki-draharaha (CM) ny COI, Raj Mohabeer, fa manana andraikitra goavana ny sampandraharaha ny fadin-tseranana. Satria izy […]
Tetikasa EAGER : Tohana ho an’ny vehivavy
Hanampy ireo zatovovavy sy vehivavy tanora, 16 ka hatramin’ny 35 taona, hiditra amin’ny sehatry ny asa sy hanamafy ny fahaiza-manaony amin’ny fandraharahana ny tetikasa “East Africa Girls’ Empowerment and Resilience Program” (Eager). Mandritra izany, omena fiofanana, tantsoroka ary fanohanana izy ireo mba hahafahany mizaka tena ara-toekarena. Tonga tany Taolagnaro ny […]




