Nihanatanjaka ny Ariary (Ar) nandritra ny enim-bolana voalohan’ny taona 2026. Niakatra ny sandan’ny vola malagasy manoloana ny dolara sy ny euro raha oharina ny tamin’ny faran’ny taona 2025, raha ny tatitry ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM). Ny 30 jona 2026, nisanda 4 256,4 Ar ny dolara raha 4 579,8 Ar […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Hampiakatra ny vidim-piainana eto Madagasikara ny fiakaran’ny vidin-tsolika ka hampihena ny fahefa-mividin’ny mponina. Nivoitra izany nandritra ny fivorian’ny komity misahana ny politika ara-bola sy ireo mpisehatra ara-toekarena ny alarobia teo. Nisongadina tao anatin’izay fa mbola tsy niova ny vidin-tsolika eto amintsika na mbola mihatra ny fifanarahana eo amin’ny fanjakana sy […]
Moris Mada BC : Fiaraha-miasa maorisiana sy Madagasikara
Hatao ny 13 sy ny 14 aogositra ho avy izao eny amin’ny CCI Ivato, ny hetsika manokana, «Moris Mada Business Connect». Hetsika entina hanamafisana ny fiaraha-miasa ara-toekarena eo amin’i Madagasikara sy i Maorisy. Manohana azy ny Yas Business, izay nanamarika zava-dehibe miavaka tokoa ny «Moris Mada Business Connect», satria hanomezan-danja […]
Ambovombe : Havadika ho rano fisotro ny ranomasina
Sambany ! Voalohany ho ampiasaina eto Madagasikara ny haitao hamadihana ho rano fisotro ny ranomasina. Hanatanteraka izany teknolojia izany any Ambovombe ny orinasa Aureate Resources. Natao sonia teny amin’ny Lapan’ Ambohitsirohitra, omaly, ny fifanarahan’ity orinasa ity, nosoloin’i Xiao Cheng tena, sy ny minisitry ny Rano, Razafindrianiaina Elia. Hamokatra rano fisotro madio […]
Foara “Ekonomika Manandratra” : Fanoitra amin’ny fampandrosoana ny vokatra
Lakilen’ny fampandrosoana ny toekarena ny fitadivana lalam-barotra sy fanondranana vokatra any ivelany. Antony mahatonga ny fanjakana manome tantsoroka ny mpandraharaha amin’ny fitadiavana lalam-barotra eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Nivoitra izany, nandritra ny fanokafana ny Foara “Ekonomika Manandratra”, andiany voalohany, omaly ao Ambatondrazaka. Ambohi-pihaonan’ireo mpisehatra marolafy, ny hetsika ka hanamafy ny fifandraisan’izy […]




