Toe-karena

VAOVAO TAMBATRA

Nitombo ho adiny 4 ora sy sasany ny faha­retan’ny delestazy eto an-dRenivohitra, nanomboka omaly talata 9 septambra. Naharitra adiny 4 ora man­tsy izany teo aloha, ary adiny 3 ora talohany. Azo antoka fa mbola hihamafy izany atsy aoriana kely, izay fotoana vao hanombohan’ny maintany izao. Mitohy ny asa fanamboarana ny […]

Minisiteran’ny Jono sy ny Toekarena Manga : Atrikasa ho fanamafisana ny ady amin’ny tsy ara-dalàna

Tontosa tao amin’ny No­vo­tel Alarobia, omaly, ny fanokafana ofisialin’ny atrikasa fampiofanana ho an’ireo teknisianina marolafy misehatra amin’ny ady amin’ny jono tsy ara-dalàna. Ity atrikasa ity, karakarain’ny Global Fishing Watch (GFW), ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 12 septambra ho avy izao. Ity hetsika ity, hiarahan’ny GFW misalaha amin’ny minisiteran’ny Jono […]

Fitantanana ny Instat : Hitondra herijika vaovao ny tale jeneraly

Notanterahina omaly, tao amin’ny birao nasionaly misahana ny resaka antontanisa (Instat) tetsy Anosy, ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny tale jeneraly mpisolo toerana, Razafimiarantsoa Tovonirina Théodore, sy ny tale jeneraly vaovao, Rakotomanana Eric Jean Michel. Niarahaba sy nankasitraka ny tale jeneraly vaovao ny lehibe mpisolo toerana ary nisaotra ny fitondram-panjakana tamin’ny fanomezana […]

Filoha Rajoelina Andry : Hamafisina ny fanjakana tsara tantana

Noraisin’ny Filoham-pirenena, Rajoelina Andry Nirina, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, omaly, ny solontenan’ ny FMI. Nanatrika izany teny an-toerana ireo minisitra sasany sy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta. Nitarika fivoriana arakasa niaraka tamin’ireo so­lon­tenan’ny «Fonds Mo­nétaire International» (FMI) ny filoham-pirenena Rajoelina Andry, ny omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha. Nambaran’ny filohan’ny repoblika, nandritra […]

VAOVAO TAMBATRA

Tsy mbola mandeha ny asa fanamafisana ireo tetezana miisa 13 amin’ny lalam-pirenena faha-2. Asa entina hitaterana ireo milina miisa 7, izay mi­lanja 60 hatramin’ny 70 taonina ny iray, hampandehanana ny toby vaovao eny Ambohimanambola, mamokatra 105 MW. Efa nisy ny fandaharam-potoana napetraky ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo, saingy tsy […]