Vonona hanome tantsoroka sy hizara traikefa hahafahana mampivelatra ny fandraharahana ao Afrika ny Tsenabe iraisam-pirenena eto Madagasikara (FIM). Ilaina ny manamafy ny sehatry ny toekarena hiatrehana ny fanatontoloana sy ny fanondranam-bokatra. « Tanjona ny hisarihana ireo afrikanina mpandraharaha ho avy eto amintsika », hoy ny mpandrindra ny Madavision sady mpikarakara ny hetsika, Ramanantsoa […]
Toe-karena
Filoha Rajoelina Andry : Hiainga avy any atsimo ny fampandrosoana
Nifantoka tamin’ny resaka lalana ny kabarin’ny Filoha Rajoelina. Nambarany fa hovaina ny tantara, ka ny faritra Atsimo no hanana lalana betsaka eto Madagasikara, afaka telo taona. Hiainga avy any ny fampandrosoana. Taorian’ny tany Toliara, nijery ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy ny filoha Rajoelina Andry. Napetrany […]
Fitsitsiana sy tontolo iainana : Fampiroboroboana ny moto elektrika
Misy ny vahaolana manoloana ny fandaniana solika sady mitandro ny tontolo iainana. Voalohany maneran-tany amin’ny fanamboarana moto elektrika ny marika VMoto. Mitsinjara azy eto amintsika, ny orinasa VMoto Madagasikara eny Ankorondrano. Miara-miombon’antoka ny Sipem Banque entina hampiroboroboana ny fampiasana moto elektrika. Nambaran’ny tale jeneraly lefitra (DGA) misahana ny fampandrosoana, Sipem […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka ny fametrahana ny ivontoerana mpamokatra herinaratra mandeha amin’ny masoandro ao Toliara, manana tanjaka 5MW. Hatsangana mandritra ny tapany voalohany ny 2,5MW raha hovitaina amin’ny taona ho avy ny tapany faharoa. Mitotaly 10 MW ny tanjaky ny angovo ho azo aorian’ny fanatanterahana ny asa. Tanjona ny hampisitrahana angovo madio ho […]
Toekarena manga : Lalim-pototra ny fiaraha- miasa amin’i Chine
Vita sonia omaly, teny Ampandrianomby, ny fifanaraham-piaraha-miasa an’i Madagasikara sy i Chine momba ny fanondranantsika vokatra mankany amin’ity firenena ity. «Hifantoka betsaka amin’ny fiarovana sy fitiliana ireo hazandranomasina ny fiaraha-miasa mba hiantohana ny kalitaom-bokatra mankany Chine», hoy ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga, Tilahy Désiré. Tanjona ny […]




