Manamafy ny fampiroboroboana ny niomerika ao Toamasina ny Orange Madagascar. Napetraka ao amin’ny tranombokin’ny Oniversiten’i Barikadimy, nanomboka ny 25 marsa teo, ny “Spot Orange” izay mahazaka fifandraisana hatramin’ny 1 000 amina velarana 100 m. Tanjona ny hanohana ny tanora sy hisitrahany mivantana ny tombontsoan’ny niomerika. “Miavaka ireo hotspot wi-fi ireo […]
Toe-karena
Toekarena mihodina: Fitantanana ny fako plastika
Nampahafantarina, ny 14 avrily teo, ny tetikasa Fitantanana ny plastika aty amin’ny Ranomasimbe indiana (ExPLOI). Mitentina 50 000 euros ny vola avy amin’ny Antokon-draharaha Frantsay ho an’ny Fampandrosoana (AFD) sy ny Tahirimbola Frantsay ho an’ny Tontolo iainana maneran-tany (FFEM). Tetikasa miisa 12, mifantoka amin’ny Toekarena mihodina, mikasika ny fitantanana, ny […]
Fifaninanana Robotika : Ho any Abidjan ny sekoly Maarif Madagasikara
Mpianatra malagasy roa ao amin’ny sekoly Maarif no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny dingana famaranana, fifaninanana Robotika anankiroa, hatao any Abidjan. Miavaka tokoa ny fikarohana sy ny famoronana vitan’izy mianadahy. Hatao any Abidjan Côte d’Ivoire, ny 21 avrily ho avy izao, ny dingana famaranana Science Fest Africa 2026. Mikarakara azy […]
Fifanarahana Samoa: Hametraka rafitra ara-toekarena maharitra
Hanamafy ny fiaraha-miasa ara-toekarena eo amin’ireo firenana mpikambana eo anivon’ny OEACP (firenena Afrikana, karaiba ary Pasifika). Eo koa ny fametrahana fampandrosoana maharitra sy iombonana. Ireo no tanjona ao anatin’ny fifanarahana Samoa. Natomboka omaly ny dinika fiaraha-miasa voalohany nataon’i Madagasikara sy ny Vondrona eoropeanina (UE) izay haharitra hatramin’ny taona 2044. Tanjona […]
Angovo azo havaozina: Manam-pahaizana ny tanora malagasy
Nampivondrona ireo mpisehatra momba ny angovo azo havaozina sy ny tanora ny « Forum des énergies solaires ». Hetsika natao tetsy amin’ny QG Tanora Ankorondrano, ny 10 sy 11 avrily, lasa teo. Avy amin’ny solika avokoa ny 60% ny famokarana angovo eto amintsika raha manomboka mivoatra tsikelikely kosa ny fampiasana ny angovo […]




