Toe-karena

Fampiroboroboana ny fampiasam-bola: Mifanolo-tanana ny EDBM sy ny CCIFM

Vita Sonia ny alarobia teo, ny fifanaraham-piaraha-miasa ny EDBM sy ny CCIFM ho an’ny fampiroboroboana ny fampiasam-bola. Kendrena ny hanohana ireo orinasa frantsay sy iraisam-pirenena miasa eto amintsika. Rafitra mpiara-miasa akaiky sy manohana ny sehatra tsy miankina efa hatry ny ela ny Economic Development Board of Mada­gascar (EDBM) sy ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Mbola noporofoin-dRakotojoary Juan, mpanamory avy amin’ny klioba FMMSAM nitondra ny fiara Clio Motul, ny maha andrarezina azy nandritra ny dingana voalohany, amin’ny “course de côte”. Fifa­nina­nana, notanterahina ny alahady lasa teo, teny Volom­borona. Faharoa, Rabekoto Frederic ary fahatelo Rakotonoel Kenny, izay samy avy amin’ny Asacm. Mikarakara fiofanana ho an’ny mpitsara […]

« Ligue des champions » : Tsy mbola afa-bela tamin’ny PSG ny Liverpool

Ekipa roa voalohany, tafita amin’ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions”, ny Paris ST Germain (PSG) sy ny Atletico de Madrid. Tontosa ny talata alina lasa teo, ny ampahefa-dalana miverina. Anisan’ny lalao be mpiandry ny fifandonan’ny PSG sy ny Liverpool, tamin’ity. Tsy mbola afa-bela tamin’ny parizianina ny […]

Tenisy – Open Capfinances : Hiatrika lalao ho an’olon-droa i Sarah

Araka ny vaovao, navoakan’ny federasionina frantsay ny taranja tenisy, omaly, fantatra fa anisan’ireo mifaninana amin’ny «Open Capfinances», tanterahina ao Rouen France, Rakotomanga Sarah Tiantsoa, ilay Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay. Fifaninanana, nanomboka ny alatsinainy lasa teo, ary hifarana ny alahady 19 avrily izao. Raha ny fandaharam-potoana, hiatrika ny dingana ampahefa-dalana […]

VAOVAO TAMBATRA

Hikorontana ny famatsian-drano amina faritra maro eto an-dRenivohitra, anio. Hisy ny fikojakojana ny “Unité Accelator” ao Mandroseza I mba hiantohana ny faharetan’ny fotodrafitrasa, hanaraka ny fenitra amin’ ny fanadiovana rano sy hampitomboina ny vokatra. Manomboka amin’ny 8 ora maraina ny asa izay heve­rina haharitra valo ora. Voatery hatsahatra ny fihodi­nan’ny […]