Toe-karena

Vondrona eoropeanina: Nodinihina ny tetikasa « Fly Over »

Noraisin’ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafefi­manana Sambilason Richard, ny 1 jona teo, ny delegasionin’ ny Vondrona eoropeana (UE), notarihin’i Roland Kobia. Noresahina ny sehatry ny la­lana rehetra tohanan’ity vondrona iraisam-pirenena ity. Anisan’izany ny fandrafetana ny Tahirimbola ho an’ny lalana (Fond routier), ny fampiasana ny vola ho an’ny fikojakojana ny […]

Tetikasa Volobe: Manohana ny fahasalaman’ny mponina

Tobim-pahasalamana miisa telo ao Toamasina no nisitraka fampitaovana sy fiofanana avy amin’ny tetikasa « Volobe » hanohanana sy hamaliana ny filan’ny mponina eny ifotony. Manohana ny sehatry ny fahasalamana eny ifotony ny Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CGHV) tamin’ny alalan’ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpiasan’ny fahasalamana sy ny fampitaovana ny tobim-pahasalamana […]

VAOVAO TAMBATRA

Mahatratra 45,8% ny fahavitan’ny «voie rapide», amin’ny ampahany voalohany mirefy 80 km. Nomen’ny fitondram-panajakana Fanavaozana anarana hoe «vie rapide» ity lalana miainga eto Antanana­rivo ity fa tsy «autoroute» na arabe migodana intsony. Mi­ainga eny Ambodifasina ny PK0 hatrany Anjozorobe. Mirefy 55 km no vita amin’ny 70 km, ka mahatratra 19 […]

Sakafo andavanandro : Misotro ronono 7 litatra isan-taona ny Malagasy iray

Mbola ambany ny tahan’ny fisotroan’ny Malagasy ro­nono raha oharina amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Eo anelanelan’ny 5 ka hatramin’ny 7 litatra monja isan-taona no lanin’ny Malagasy iray. Izany hoe, latsaky ny iray litatra isam-bolana, araka ny antontanisa navoakan’ny Ma­lagasy Dairy Board (MDB). Lavitra ny salan’isa 100 litatra isan-taona atolotry ny fenitra maneran-tany […]