Nijery ifotony ny fizotry ny fananganana ny toby mamokatra herinaratra avy amin’ny masoandro ao Moramanga, ny vondrona Filatex niaraka tamin’ny iraky ny Primatiora, ny ao amin’ny minisiteran’ny Angovo ary ny Jirama. Teo koa ny mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola. Eo am-pamaranana, ankehitriny, ny asa mamokatra herinaratra manana tanjaka 15 MWc, hanamafy […]
Toe-karena
Fiaraha-miasa : Mpiara-miombon’antoka voalohany amin’i Madagasikara i Frantsa
Mbola i Frantsa no mpiara-miombon’antoka ara-toekarena voalohany ho an’i Madagasikara. Maherin’ny 55 ny orinasa frantsay eto amintsika, manome asa 20 000 mahery. Sehatra telo lehibe no tena mampisongadina ny fiaraha-miasan’ny firenena roa tonta. I Frantsa no mpanjifa voalohany ara-toekarena sy ara-barotra ataon’i Madagasikara, mpamatsy entana fahatelo ary mpampiasa vola vahiny fahefatra […]
VAOVAO TAMBATRA
Nifampidinika momba ny fanampiana sy ny fanarenana ny sehatry ny fandraharahana tamin’ireo mpisehatra ao Toamasina ny minisitry ny Fampiroboroboana sy ny Fampivelarana ny Sehatra tsy miankina. Tsiahivina fa potika hatrany amin’ny 80% ity renivohitry ny toekarena ity taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Gezani. Simba avokoa ny ankamaroan’ireo fotodrafitrasa samihafa, maro ireo mponina […]
Seha-pihariana vary : Hiaro ny tombontsoan’ny tantsaha ny fanjakana
Toy ny tany Imerintsiatosika, nitondra vahaolana manoloana ny vidim-bary tany Alaotra ny minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana, Andriamadison Haingotiana. Tapaka taorian’ny dinika nifanaovan’ny minisitra sy mpamokatra fa ho vidian’ny Orinasam-panjakana State Procurement of Madagascar (SPM) ihany koa ny vary akotrin’ireo tantsaha. Tanjona ny hiarovana ny tombontsoan’ny mpamokatra sy hanohanana […]
Fampianarana teknika :Toerana 250 ho an’ny mpampianatra vakatera
Miisa 250 ny “postes budgétaires” natokan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arakasa ho an’ny taona 2025. Tafakatra 1 500 anefa ny mpampianatra vakatera miasa manerana ny Nosy sy amin’ny ivontoeram-piofanana tantanin’ny minisitera. Ho sarotra, araka izany, ny fifantenana. Nanazava ny sekretera jeralin’ny minisitera, Razafimahefa Jean Jacques Romuald, fa “ho […]




