Natomboka tamin’ny fomba ofisialy eto Madagasikara ny andiany faha-16 amin’ny «Prix Orange de l’entrepreneur social en Afrique et au Moyen-Orient (Poesam)». Hetsika karakarain’ny Orange Madagascar hanohanana ny fanavaozana misy fiantraikany ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana. Misokatra hatramin’ny 10 mey 2026 ny fisoratana anarana ho an’ireo mpandraharaha sy mpikarakara tetikasa rehetra handray […]
Toe-karena
Vidin-tsolika : Mijanona amin’ny vidiny teo aloha
Tsy miova ny vidin-tsolika mandritra ity volana ity raha toa ka niandry fiakaran’izany avokoa ny ankamaroan’ny mpanjifa. Izany hoe, mbola 4 900 Ar ny litatry ny lasantsy (Super Carburant SP 95). Vidiana 3 510 Ar/ litatra ihany koa ny solika fandrehitra (Pétrole lampant) ary mijanona ho 4 660 Ar ny […]
Tetikasa Volobe: Manomboka amin’ity taona ity ny asa
Hanomboka amin’ity taona 2026 ity ny tapany faharoa amin’ny tetikasa tohodrano Volobe Amont any amin’ny faritra Atsinanana. Folo taona izay no niomanana. Hifantoka amin’ny fanamboarana lalana sy fotodrafitrasa ny asa voalohany, raha ny nambaran’ny tale jeneralin’ny Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CGHV), i Rémy Huber. “Tanjon’ny fanjakana sy ny CGHV […]
Andravoahangy: Vary simba 13 kitapo tratra teny an-tsena
Hentitra. Manara-maso ny tsena sy ny vidin’entana, amin’ izao ankatoky ny fetin’ny Paka izao, ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana. Tratra, nandritra ny fidinana ifotony nataon’ ny minisitra Andriamadison Haingotiana sy ny ekipa mpiara-miasa aminy, omaly, teny amin’ny tsenan’Andravoahangy ireo vary simba 13 kitapo tsy azo hamidy intsony. “Misy lena […]
CEO Summit 2 : Hetsika ara-toekarena goavana aty amin’ny ranomasimbe Indiana
Hatao ny 9 sy 10 avrily ho avy izao, eny amin’ny Novotel Ivandry, ny fihaonambe ara-toekarena CEO Summit, karakarain’ny Becom sy ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim). Lohahevitra noraisina ny hoe, « foto-kevitra vaovao, vina vaovao, sahia mikaroka zava-baovao ho an’ny hoavy ». Fotoana hihaonan’ny mpisehatra ara-toekarena samihafa, ahitana mpitarika, […]




