Nahazo isa telo indray ny ekipan’ny les Bleus France, omaly. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 0 i Irlande, nandritra ny andro faha-5, fifanintsanana hiatrehana ny Euro 2024, ho an’ny vondrona “B”. Baolina tafiditr’i Tchouameni sy Thuram no nitondra ny fandresena ho an’ny frantsay. Raveloson Samuel, Malagasy mpilalao baolina […]
Tselatra
Vaovao tambatra
Manomana ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana 2024 ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola. Nihaona tamin’ny solontenan’ny mpandraharaha sy ny fiarahamonim-pirenena ny minisitera, ny alakamisy teo, handrafetana ny fangatahan’izy ireo hahafahana mandrafitra farany izany volavolan-dalàna amin’ny taona ho avy. Mbola hihaona ny 21 septambra izao indray ny roa tonta. Nisitraka fampiofanana […]
Taratry ny kanto
Hanatanteraka seho any Bordeaux ny tarika Baobab, ao amin’ny efitrano Le Forum, ny sabotsy 21 oktobra izao manomboka amin’ny 8 ora alina (ora any an-toerana). Raha tsiahivina, tarika mamerina sy mamelona indray ireo kalon’ny omaly ny Baobab. Kajian’izy ireo fatratra ny tsy hanova ny aingampanahim-pamoronan’ny tompon’ny hira. « Les Samedis du […]
Fantina sy fintina
Nanao fanambarana ireo loholona IRD, miisa 9, omaly tetsy Anosikely. Nohelohin’izy ireo ny politika mody mirotsaka hofidina nefa manao fanakorontanana. “Manodinkodina izany hamendrofendroana ny vahoaka“, hoy izy ireo. Nanterin’ireo loholona ireo fa tsy azo ampiharina ilay lalàna momba ny “zom-pirenena – Code de nationalité”. Mifanipaka amin’ny Lalàmpanorenana izany. Tsy nandrotsaka […]
Sombim-baovao
Nivoaka ny lisitr’ireo mpilalao 30 voalohany hofidina amin’ny “Ballon d’or 2023”, tsy ao anatin’izany ilay portiogey, Cristiano Ronaldo, sy ilay kalaza brezilianina, Neymar Junior. Ankoatra izay, ao anatin’ity lisitra ity ihany, i Kylian Mbappe, mpilalao frantsay sy i Lionnel Messi, mpilalao arzantinina. Jude Bellingham, Anglisy mpilalao baolina kitra. Manana herijika […]