Naiditra vonjimaika am-ponja ao amin’ny fonjan’i Nosy Be Hell-Ville, afakomaly, ny lehilahy iray tompon’antoka tamin’ny fanolanana ankizivavy vao 4 taona. Tranga niseho tany amin’ny fokontany Ambodivoanio, Kaominina Nosy Be Hell-Ville, ny 10 jona 2026 lasa teo. Niaiky ny heloka nataony izy nandritra ny fanadihadiana nataon’ny polisy azy. Hita nibahana vavahadin’olona […]
Tselatra
TSELATRA
Napetraka omaly, teny Ambohimalaza, eo amin’ ny faritry ny tanin’ny Frère Capucin, ny Tsangambato fahatsiarovana, vonjimaika, ireo olona namoy ny ainy nandritra ny fankalazana tsingerin-taona mainty teny Ambohimalaza. Nahatratra 35 ireo tanora maty tamin’izany. Nisy ny fotoam-pivavahana nampaherezana ireo ray aman-dreny sy fianakavian’ny maty sy narary, omaly, teny an-toerana. Tokantrano […]
TSELATRA
Lehilahy 25 taona hita faty tao amin’ny vavaranon’i Besalampy, omaly. Tapaka ny hatok’io olona io ary nahitana ratra ny lohany, araka ny loharanom-baovao. Tsy fantatra mazava anefa ny anton’ny nahafaty azy raha toa ka nianjera tampoka na ahoana. Hatolotra ny fampanoavana tsy ho ela ilay lehilahy nanafika mpanao Cash point […]
TSELATRA
Voasambotry ny polisy ny tambajotra mpangalatra sy mpamaky fiarabe mpitatitra entana, tany Toliara, ny alin’ny 8 jona 2026 lasa teo. Nahatsikaritra olona mampiahiahy teo akaikin’ny kamiao iray miaraka amin’ny entana ny polisy mpanao fisafoana. Nirifatra nandositra ireo olona vao nahatazana ireo mpitandro filaminana ka nifanenjehana. Voasambotra ny iray ka nanondro […]
TSELATRA
Fiara lehibe iray mpitondra mpiasa mpanao pylone avy any Mahajanga no nivadika teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, omaly tamin’ny 5 ora hariva. Olona iray namoy ny ainy, mpandeha maromaro naratra izay efa nentina notsaboina. Nandeha mafy ny fiara ary tsy nahafehy ny familiana ny mpamily ka nahatonga ny loza. Nahenoina fofona […]





