Other News

Fitantanana sy andraikitra: efa naniry ny ho ben’ny Tanàna, fony fahakely Rabenandrasana Mamy

Iza izy ? Rabenandrasana Solofonjanahary Mamy Rolland, ben’ny Tanànan’ny kaominina Mahereza, Ambo­hidratrimo. 34 taona ary ma­nam­bady sy zanaka mirahalahy. Anisan’ny ankafiziny ny sakafo, toy ny ravintoto sy henan-kisoa. Manao ny haiady, toy ny taekwondo sy karaté ary ny lomano koa izy. Mpankafy ny tarika Mahaleo sy Erick Manana ary ny […]

Otrikafo momba an’ireo Nosy malagasy: “Tsy misy tombony ny fifampidinihana amin’izao”

“Tsy misy tombony ho antsika ny fifampidinihana ny amin’ireo Nosy malagasy ireo raha izao no hatao”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Otrika­fo, Rabevahiny Elia, momba ny fitakiana an’ireo Nosy ma­la­gasy manodidina. Tsy isalasalana ireo Nosy ireo fa tsy maintsy ho anisan’ny fepetra apetraky ny Frantsay ho tsy azo kitikitihina ho an’izay […]

Ravalitera Jacques Michaël: “Mila saro-piaro amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny tsirairay”

Nifarana ny fanisana mpifidy mitety tokantrano. Aiza ho aiza ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy amin’izao? Manazava ny mpanolotsaina eo anivon’ny Ceni foibe, Ravalitera Jacques Michaël: “Samy mila saro-piaro amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny tsirairay, fa tsy ny mpanao politika ihany.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny amin’izao fiafaran’ny […]

Prix RFI Talents du rire 2022 : lasan’i Stephan Dipita ny amboara

Voafidin’ny mpitsara ho mpandresin’ny “Prix RFI Talents du rire 2022” andiany fahavalo i Stephan Dipita, mpanao hatsikana avy ao Cameroun. Mandritra ny famaranana ny hetsika lehibe “Abidjan Capitale du rire” andiany fahavalo no anehoana azy an-tsehatra sy hanolorana azy ny amboara 4 000 Euros. Ny “Festival Abidjan Capitale du rire” […]