Other News

La patience est de mise !

Depuis quelques semaines, la concertation nationale ressemble à ces rendez-vous que tout le monde attend, mais dont personne ne connaît vraiment la date définitive. Prévue d’abord le 20 mai, reportée ensuite au 3 juin, cette rencontre est finalement renvoyée à une échéance encore inconnue. La patience est de mise. Pourtant, […]

FANTINA sy FINTINA

Manao fitsidihana ofisialy any Jakarta, Indonesia, ny 3-4 jona, ny delegasionina malagasy tarihin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny, i N’Diaye Alice. Fanamafisana orina ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta no antony, ao anatin’ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny fifandraisana ara-diplomatika. Andrasana, araka izany, ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa maromaro amina sehatra vaovao ho amin’ny […]

UNDD : “Mila hafainganina ny fikaonandoham-pirenena”

“Toy ny misy fikatsoana ny dingana amin’ny fikaonan­doham-pirenena. Ny antony, ny fahitanay azy: misy zavatra tsy ifanarahana ao. Eo amin’ny fitondram-panjakana, in­drindra ny minisitera miandraikitra ny Fanavaozana sy ny FF­KM”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionaly vonjimaika sady sekretera jeneralin’ny antoko UNDD, i Manoro Ré­gis, manoloana ny fanatanterahana fikaonandoham-pirenena. Matoky sy […]